Back

ⓘ Hainkintana




Hainkintana
                                     

ⓘ Hainkintana

Omega

Ny hainkintana dia siansanny voajanahary mikasika ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika ary ara-tsimika. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ny hainkintana no fantatry ny olombelona; amin’ny alalan’ny tao ara-pinoana ny taona nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’ny taranja siantifika antitra indrindra izy.

Ireo mpahay kintanny taona taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny Ejipsianina sy ny Nobianina mponina mipetraka ao atsimoni Ejipta ary ny sivilizasiônani Stonehenge, any andrefani Angletera aminizao fotoana izao. Nanana fomba fandinihana ny lanitra maizina ireo sivilizasiôna taloha toy ny Babilaonianina, ny Grika, ny Sinoa, ny Indianina, ny Iranianina ary ny Maya. Na dia izany aza, nilaina ny famoronana ny masolavitra hahafahanny hainkintana mivoatra aminny siansa ankehitriny. Taminny taloha, ny hairefikintana astrometria, ny familian-tsambo aminny alalanny kintana, ny hainkintana mandinika, ny fanaovana tetiandro ary ny fanandroana, ankehitriny anefa ny hainkintana matihanina dia matetika ampiarahana aminny fizikan-kintana na astrofizika.

Mbola betsaka ny fandraisananjaranireo mpahay kintana tsy manao azy aminny fomba matihanina amatora aminny fahitam-baovao ara-kainkintana aminizao fotoana izao, ary anisanny taranja mbola manome anjara anireo mpahainkintana tsy manao azy aminny fomra matihanina ny hainkintana.

                                     
  • madinika an - davitrisany. Araky ny fanapahan - kevitra nataon ny Vondron ny hainkintana iraisam - pirenena tamin ny 24 Aogositra 2006, dia voasokajy anaty sokajy
  • heverina fa tany am - piandohan izao rehetra izao. Ny lavaka mainty mielanelan - danja dia manan - danja 100 hatramin ny 10.000 lanjamasoandro. Hainkintana
  • anômalia elanelany dia 90.37415.. Ny fironany indray dia 6.66731 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 49.60642.. Ny fironany indray dia 17.46985 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 129.82672.. Ny fironany indray dia 9.84460 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 340.05246.. Ny fironany indray dia 3.34863 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 16.81415.. Ny fironany indray dia 10.31543 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 321.72957.. Ny fironany indray dia 8.52781 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 248.77425.. Ny fironany indray dia 4.65736 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida
  • anômalia elanelany dia 319.93413.. Ny fironany indray dia 3.03910 degre. Hainkintana Zavatra ara - kainkintana : ireo zavatra ara - kainkintana ao amin ny fehiben asiterôida

Users also searched:

...