Back

ⓘ Ekolojia




Ekolojia
                                     

ⓘ Ekolojia

Ny Ekolojia "oikos" ; et λόγος.

Ny Ekolojia dia fianarana siantifika ny zavatra mitranga mametra ny fizaràna sy ny fahabetsana ny zavamiaina. Siansa Biolojika ny ekolojia mianatra mombanny zavamiaina Biôsenôzy sy ny taranja fizika biôtôpy io zavatra rehetra manomehanny ekôsistema i Transley no namorona azy. Mianatra mombanny topa angôvo ny taranja réseaux trophiques sy ny enerjia mandendeha ao anatinny ekôsistema. Ny ekôsistema manondro ny fikambanana miaina sy tontolo manodidina tsy miaina.

                                     

1. Loharano

Bibliografia

Teny Frantsay

  • Patrick Matagne Comprendre lécologie et son histoire. La bibliothèque du naturaliste. Les origines, les fondateurs et lévolution dune science., Delachaux et Niestlé, 2002 ISBN 2-603-01268-1)
  • Paul Duvigneaud La synthèse écologique: populations, communautés, écosystèmes, biosphère, noosphère Doin éditeurs 1984 ISBN 2-7040-0351-3
  • Roger Dajoz 2000 Précis décologie. Dunod, Paris 615 p.

Rohy ivelany

  • en) Ecolojia Stanford Encyclopedia of Philosophy
  • en) Ecology Dictionary
                                     
  • Astronomia Biolojia Hay Tany Ekolojia Fahasalamàna Fizika Informatika Kajy Simia Fanisana Matematika Toe - tsaina

Users also searched:

...