Back

ⓘ Ra




                                               

Ra (andriamanitra)

I Ra na Re dia andriamanitra masoandro nivavahanny Egiptiana taloha, izay ninoany fa andriamanitra mpamorona izay rehetra izao. Afaka niseho aminny endrika maro hafa izy, dia i Kepry ilay voangory mpiasa tainomby, sarinny fahaterahana na ny fahateraham-baovao, na koa i Atoma, "ilay tanteraka" na "efa". Manazava ny mpitodra fivavahana egiptiana fa ny masoandro dia afaka miseho aminny endrika samihafa rehefa mamakivaky ny lanitra: i Kepry dia ny masoandro miposaka fa i Ra kosa dia ny masoandro mlitatao vovonana, ary i Atoma dia ny masoandro milentika. Rehefa ela ny ela dia nataonireo teôloji ...

                                               

Amôna (andriamanitra)

I Amôna dia iray amin ireo andriamani-dehibe egiptiana, andriamanitry ny tanàna Tebay. Ny anarany hoe Imen, izay midika hoe "ilay Miafina" dia manambara ny tsy fahafaha-mamantatra ny tena endriny, satria miseho amin ny endrika maro izy. Ny andriamanitra ambanimbany Amemeta no mpiaraka aminy. Isan ny adriamanitra valo tao Hermapôlisy izy. Izy no Imen achâ renou "Amôna maro anarana". Andriamanitry ny rivotra sy ny mpitondra lakana ary indraindray ny fananana anaka. Tamin ny Empira Antenantenany dia nakambana tamin ny andriamanitra masoandro Ra an i Heliôpôlisy izay ka naka endrika mikambana, ...

                                               

Fahafatesana

Ny fahafatesana dia ny fitsaharanny aina na ny tsy fisianny aina intsony ao aminny zavamananaina lazaina hoe "maty". Izany toetranny fahafatesana izany dia isehoanny tsy fiverenanny firindrana eo aminny fiasanny vatana izay tokony ho afa-miantoka ny fahavelomana, toy ny fihinanan-kanina, ny fifohan-drivotra, ny fisotroan-drano, sns. Eo aminny sela dia miseho aminny alalanny fijanonanny anjara asa fototra sahaninny sela ny fahafatesana. Ao aminny zavamananaina maro sela dia mety vokatry ny fahasimbanny sela izay mitarika aminny fahafatesan-tsela aloham-potoana izany, na vokatry ny famerana, ...

                                               

Hazandrano

Ny hazadrano, na koa trondro, dia biby manan-taolandamosina velona anaty rano ary miaina aminny alalanny sagoaga. Izy ireo dia velona nanomboka taminny afovoanny fotoana faha-kambrianina. Manana ra mangatsiaka ny ankamaroanny kazaran-kazadrano.

                                               

Hena

Ny atao hoe hena dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny Mozilmana na ny Jiosy samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena omby, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.

                                               

Fahasalamana

Ny fahasalamana dia toetra ara-batana sy ara-tsaina ary ara-piarahamonina, ananan ny olona salama, izay tokony ho hita aminireo zava-boahary rehetra indrindra ny olombelona, izany hoe na fahasalamana ara-tsaina na ara-batana dia samy azo faritana amin ny zava-boahary manana aina, mifono nofo sy ra avokoa. Dokotera na mpitsabo no fiantsoina ireo olona manam-pahaizana momba ny fahasalamana, ary ankehitriny dia misy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana toy ny Fikambanana erantanin ny fahasalamana na ny hoe Organisation Mondiale de la Santé ".

                                               

Nathan Homer Knorr

I Nathan Homer Knorr dia filoha fahatelonny Watch Tower Bible and Tract Society, ilay fikambanana niova anarana ho Jehovahs Witnesses nanomboka taminny taona 1942. Teraka taminny 23 Avrily 1905 tao Bethlehem any Pennsylvanie. sy maty taminny 8 Jona 1977 tao Wallkill tany New York izy. Niezaka ny hampandroso fatratra ny fikambananny Vavolombeloni Jehovah i Nathan Knorr taminny nametrahany rafitra matanjaka. Izy no nanomboka ny fomba fiasa mitory mitety trano sy ny fanofanana mpamita iraka izay nampitombo isa ny mpikambana teo anelanelanny taona 1942 sy 1968.

                                               

Parasy

Ny parasy dia bibikely tsy manana elatra, kely vatana, katsentsitra mpitroka ra ary mahery mitsambikina. Rehefa lehibe ny parasy dia mitsentsitra avy ety ivelanny biby ivelomany. Katsentsitry ny olona sy ny biby misy nono ary ny vorona sasany ny parasy. Matetika ny parasy dia itoeranny katsentsitra hafa izay mivelona aminy mandra-piandry ny mpampiantrano farany. Isanny katsentritra vonjimaika ao aminny parasy ny soko fisaky ny alika. Aminny faritra manodidina ny fehikelin-tany dia ny parasinny voalavo no mpanaparitaka ny aretina pesta. Manana ny parasiny manokana ny alika, ny saka, ny olom ...

                                               

Vorona

Ny vorona dia ao aminny kilasinny biby manana taolan-damosina, ny Aves. Izy ireo dia manana ra mafana ary manana atody. Feno volom-borona ny tenany ary manana elatra. Ny volom-borona dia manana asa telo, ny fisidinana, ny famehezana ny mari-pana ary ny fampisehoana. Manana taolana poakaty ny vorona hahakely ny lanjany. Noho izy ireo mafana vatana, dia mampiasa hery betsaka izy ireo. Noho izany, dia mihinana sakafo be dia be ireo raha oharina aminny lanjany. Karazam-borona samihafa mihoatra ny 9000 no efa fantatra. Ny vorona dia hita ao aminny kaontinanta rehetra eto aminizao tontolo izao. ...

                                               

Loza folo tao Egipta

Ny loza folo tao Egipta dia ireo sazy folo nahazo ani Farao sy ny Egiptiana, araka ny Bokinny Eksodosy ao aminny Baiboly noho i Farao tsy namela ny Zanaki Israely handao ani Egipta. Ireto avy ireo loza folo tao Egipta ireo: Ny nahafatesanny voalohan-teraky ny biby sy ny olona Eks. 11.1-10; 12.29-32. Ny valala izay nandrakotra ny tany Eks. 10.1-20; Ny sahona maro izay nameno ny tany Eks. 7.26-29; 8.1-11; Ny aizimpito naharitra telo andro Eks. 10.21-28; Ny nisianny areti-mandringana nahazo ny biby fiompy Eks. 9.1-7; Ny niovanny ranoni Nily ho ra Eks. 7.14-23; Ny havandra izay nandrava sy nam ...

                                               

Empira Voalohany tao Ejipta taminny Andro Taloha

Ny Empira Voalohany tao Ejipta taminny Andro Taloha dia fanjakana lehibe izay nisy nanomboka tamin’ny taona 2649 tal. J.K. ka niafara tamin’ny taona 2152 tal. J.K. ary nahitana dinastia miisa efatra: ny dinastia fahatelo hatramin’ny fahenina. Izy no nandimby ny vanimpotoanireo mpanjaka madinika tao Ejipta.

                                               

Nefertity

Nefertity dia vadin’ny faraô atao hoe Akenatôna izay nanapaka an’i Ejipta tamin’ny vanimpotoan’ny Empira Vaovao. Tany amin’ny taonjato faha-14 tal. J.K. no nahavelomany. Araka ny asehon’ny sarivongana tranainy izay mbola azo jerena hatramin’izao dia mpanatrika ny lanonana ara-panjakana izy sady mitovy laharana amin’ny faraô. Azo lazaina fa nandray anjara tamin’ny raharaham-pivavahana sy ny raharaham-pôlitika izy teo amin’ny fanjakana. Tamin’y fahefa-taonan’ny naha lasa mpanjaka ny vadiny dia nanompo fatratra ny andriamanitra masoandro Atôna niaraka tamin’ny vadiny izy, ka nanampy azy tamin ...

                                               

Salamo fahasivy

Ny Salamo fahasivy na Salamo 9 dia salamo ao aminny Baiboly, ao aminny Bokinny Salamo. Tafiditra ao aminny fizaràna atao hoe "boky voalohany" ity salamo ity.

Ra
                                     

ⓘ Ra

Ny Ra dia ranoka mitondra ny okzizena any aminny sela mamelona ny olombelona, ny plasma, ilay ranoka, ny tena betsaka indrindra aminny lafinny "proportion" ; misy ra daholo ny biby rehetra.

Izaraina ny diôkzizena sy ny sakafo ilainny "tissu" O 2 eraky ny vatana ny ilaina ny ra. Mitondra ny loto avoakanny "tissu" koa ny ra toy ny diôksida karbôna CO 2 na ny loto mizy nitirôzenina makany aminny valahana na makany aminny tsinay. Ilaina mitondra ny sely miaro sy manamaritaka ny hôrmôna eraky ny vatana koa ny ra.

Ny tsoka ny manamboatra ny sela ny ra, ny anaranny tao manamboatra ny ra dia tenenina hoe hematôpoiezy hématopoïèse

Mena ny loko ny ra any aminny biby misy taolana, Lasa mena mazava ny lokony rehefa maka ny okzizenina ao aminny avokavoka. Mihamaizina ny lokony mena rehefa mihavery ny diôkzizenina misy ao aminy. Rehefa jereina akaiky ny lalan-dra amina hoditra fotsy, hita fa manga ny lokony. Satria sala "filtre" ny hoditra ; ny loko manga ihany ny tsy sakananny hoditra, fa mena maizina ny tena lokony, na dia ao anatinny lalan-dra aza.

Ny fo ny mampihetsika ny ra ao aminny lalan-dra. Mande any aminny avokavoka izy rehefa maka diôkzizenina sy mamoaka ny diôksida karbona, mizotra amina lalan-dra kely "capillaire" maneraky ny vatana izy. Avelany aminny tissu ny diôksizenina dia alainy aminy ny diôksida karbona aminny lalan-dra kely. Mihamaizina ny loko mena ny ra rehefa tsy vitsy ny diôksienina misy ao aminy.

Manala ny poizina sy ny loto ny ra ary ny aty sy ny valaha ny hamoaka azy ety ivelany.

                                     

1. Any aminny biby manan-taolan-damosina

Ny lokonny ra dia mena. Lasa mena mazavazava kokoa izy raha avy any aminny havokavoka. Mena ny lokony rehefa anaty fanela, lasa mena maizimaizina kokoa izy rehefa very ny diôkzizenina nentiny ho anny sela. Rehefa jerena aminny hoditrolona fotsy ity, dia hita manga ny ra kanefa izy mena foana, na dia anaty mpamerin-dra aza. Ny hoditra no mahatonga io, satria izy tsy mamela afatsy ny loko manga.

manodina ny ra manerana ny vatana ny fo. Mandalo aminny havokavoka izy mba haka ny diôkzizenina ilainny sela sy mamoaka ny diôksida karbônina, aveo izy mizara ny diôkzizenina manerana ny vatana. Omeny anny sela ny ôkzizenina ary alainy ny diôksida karbonina sy ny loto avoakanny sela. Rehefa tsy manana oksizenina intsony izy, tsy mangirana tahaka ny izy manana ôksizenina intsony izy.

                                     
  • Rock ilay renirano Arkansas. 184.564 ny olona mipetraka any tamin ny 2005, ra miampy ny tanàna ny North little rock, Sherwood sy Jacksonville, misy olona
  • atao hoe hena dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin - kena, ra fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry
  • ara - batana dia samy azo faritana amin ny zava - boahary manana aina, mifono nofo sy ra avokoa. Dokotera na mpitsabo no fiantsoina ireo olona manam - pahaizana momba
  • 1945 dia tsy azon ireo Vavolombelon i Jehovah atao ny mamindra ra na ny amindrana ra nefa azo atao vaksiny indray izy ireo. Nampanao fandikan - teny vaovao
  • non i Mississipi, ny alava n ireo renirano roa dia miaotra ny 6.800 km, ary ra atamarana ny alavany, izy ireo no renirano isa - ny ngeza indrindra. Tamin ny
  • parasy dia bibikely tsy manana elatra, kely vatana, katsentsitra mpitroka ra ary mahery mitsambikina. Rehefa lehibe ny parasy dia mitsentsitra avy ety
  • amin ny kilasin ny biby manana taolan - damosina, ny Aves. Izy ireo dia manana ra mafana ary manana atody. Feno volom - borona ny tenany ary manana elatra. Ny
  • Egipta. Ireto avy ireo loza folo tao Egipta ireo: Ny niovan ny ranon i Nily ho ra Eks. 7.14 - 23 Ny sahona maro izay nameno ny tany Eks. 7.26 - 29 8.1 - 11
  • hoe Ra na Re noho ny asan ireo mpitondra fivavahana tao Heliôpôlisy midika hoe tanàn ny Masoandro Nanomboka teo dia noheverina ho zanak i Ra ny
  • fikorontanana sy adiady maro ho an i Iràna ny taonjato faja - 18. Niteraka ra mandriaka sy fandringanana ary fandrobana nandritra ny taona maro ny fionganan
  • ny andriamanitra Amôna tamin ny andriamanitra Ra Amin ny maha mpanelanelana ny andriamanitra Amôna - Ra amin ny olombelona ny faraôna dia nanamafy ny
  • egiptiana: Ra - Atoma tao amin ny fivavahana tao Héliôpôlisy, Tôty tao amin ny fivavahana tao Hermôpôis, Pta tao amin ny fivavahana tao Memfisy, Amôna - Ra tao amin ny

Users also searched:

...
...
...