Back

ⓘ Marsa (fajiry)




Marsa (fajiry)
                                     

ⓘ Marsa (fajiry)

Marsa dia fajiry na planeta faha efatry ny laminny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorianny Merkora. Ao aminny fianankavianny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy aminny andriamanitra Marsa, anarana romananny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany.

Nanomboka taminny 1960 ny fanbdehanana teny aminny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba ani Marsa: ny jeografiany, ny atmosferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa: i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaranny zanaki Ares ireo anarana ireo.

                                     
  • ment astronomie 2eme partie planetes Venus.html Ireo fajirin ny Masoandro Merkiora - Venosy - Tany - Marsa - Jiopitera - Satorina - Iorano - Neptiona
  • ny Masoandro. Ny rafitry ny masoandrontsika dia ahitana fajiry valo ary volana 175, fajiry madinika dimy ary zavatra madinika an - davitrisany. Araky ny
  • Rafitry ny Masoandro izy io. Ny telo hafa dia i Merkiora sy i Venosy ary i Marsa Mampihodina ny Tany amin ny Masoandro ny lanja lehiben ny Masoandro, tahaka

Users also searched:

...