Back

ⓘ Ôksizenina




Ôksizenina
                                     

ⓘ Ôksizenina

Ny ôkzizenina dia zavatra manana lahatra atômika 8 ary manana eva O. Ny lanjanisam-bentin-kadiriny dia 1.429 kg/m 3

Ny ôkzizenina dia 8%-nny lanjanny ranomasina, 46%-nny lanjanny hoditany, 23.1%-nny lanjanny rivotra diôkzizenina, ôzôna.

Aminny hafanana sy tsindry antonony 25 °C, 1 Bar, etona diatômika ny fisehonny okzizenina, roanôkzizenina dioxygène ny anarany, manana raikipohy simika O 2. Io no lazaina hoe ôkzizenina anatinny soson-drivotranny tany.

Ny ôzônina indray telonokzizenina dia etona metastabla misy any aminny haambo 40-50 km any ho any, ary tantavaniny ny ankoatra ny volomparasy tonga eto an-tany. Hatry ny taona 1970, mihamihakatra ny habetsanny ôzônina ety ambany noho ny fandotoan-drivotra. Vokatry ny hotonny ôksidan-azôty avy aminny solika aminny andro mafana ny ôzônina, azy lasa ôzônina ilay ôksidan-azôty rehefa misy ankoatra ny volomparasy. Ratsy ho anny fahasalamana sy mampiharafesina ny ôzônina.

Na dia roanôksizenina aza ny 21%-nny rivotra aminny hadiry, 30%-nny rivotra ny lanjany taminny taona karbônifera, noho ny fisianny alan-ampangabe teo aminny Pangaia.

                                     
  • miranoka nohon ny tsindry. Ny rivotra maina dia misy azôty 78, 08 ôksizenina 20, 95 argôna 0, 93 diôksida karbônina 0, 039 ary etona hafa.
  • ny mantely mentle, manteau ary ny voany. Ny kroty ny volana dia feno ôksizenina silisiôma, manieziôma, kalsiôma ary alominiôma. Ny hatevin ny kroty ny
  • ny diôksida karbonina sy ny loto avoakan ny sela. Rehefa tsy manana oksizenina intsony izy, tsy mangirana tahaka ny izy manana ôksizenina intsony izy.
  • mpamboly. Ny lokon ny tany amin ny toerana lena dia vokatry ny fiaboana ôksizenina Ny tany mena ihany koa dia vokatry ny fiaboana ôksizenin ny vy. Ny tany

Users also searched:

...