Back

ⓘ Fianakaviana (fomba malagasy)




                                               

Jodaisma eto Madagasikara

Ny jodaisma eto Madagasikara dia fantara amin ny fomba ôfisialy ny fisiany tamin ny taona 2016. Amin izao fotoana izao dia mitombo isa ny Malagasy izay miova finoana ho amin ny fivavahana jiosy. Mihevitra ny sasany amin ireo Malagasy ireo fa fiverenany an-doharano ny fandraisany ny fivavahana jiosy.

                                               

Anarana

Ny anarana dia teny na andian-teny enti-manondro na milaza zavatra, manana aina na tsy manana aina, hita maso na tsy hita maso, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana, na toerana na fotoana. Raha ilazana sokajin olona na biby na zavatra na hevitra sns mitovy toetra ny anarana dia izany no atao hoe anarana iombonana. Raha anondroana singan olona na biby na zavatra na hevitra sns manokana ny anarana dia izany no atao hoe anaran-tsamirery. Ny tarika foronin ny anarana sy ny teny na andian-teny mameno azy no anatao hoe "tarika anarana".

                                               

Kirosy Lehibe

I Kirosy Lehibe, izay atao hoe Kirosy II, dia mpanjakani Persia taminny taona 559 hatraminny taona 530 tal. J.K., teraka taminny taona 590 tal. J.K. ary maty ny taona 529 tal. J.K. I Kambisesy I no rainy. Ny vadiny dia Kasandana. Ny zanany dia i Bardia, i Atosa, i Artistona, i Roksane ary i Kambisesy II. Izy no nanorina ny Empira persiana izay nandimby ny Fanjakana medianita. Avy aminny teny persiana tranainy hoe Kûrash izay midika hoe "masoandro" io anarany io. Atao hoe Sirosy Lehibe na Sirosy II koa izy aminny teny malagasy notakarina aminny fanononana frantsay. Isanny fianakavia-manjaka ...

                                               

FandroanAndriana

Ny fandroanandriana na Fandroana dia firavoravoana anaovana fampandroana masina ny andriana tao aminny Fanjakana merina ao afovoani Madagasikara izay tanterahina aminny fiandohanny volana Alahamady. Araka ny lovantsofina dia ny mpanjaka Ralambo taminny taonjato faha-15 no nanomboka izany fanao izany, nefa ny fandinihana ny fomba amam-panaonny mponina any Azia Atsimo-Atsinanana dia ahatsapana fa fitohizanny fetinny rano izany. Ao aminny Merina dia ankalazaina mandritra ny herinandro eo ny fandroana. Tsy ny mpanjaka ihany no mandro aminio fotoana io fa ny vahoaka koa. Fankalazana ny taombaov ...

                                               

Tolom-bahoaka tamin ny 1947

Ny tolom - bahoaka tamin ny 1947 dia fikomiana nataon ny Malagasy tamin ny taona 1947 sy 1948 teto Madagasikara, tamin ny fotoana naha zanatany frantsay azy. Taorian ny kirizy tany Indôsina izay nipoaka tamin ny 1946, dia heverina ho fambaran ny fanafoanana ny fanjanahantany tany Afrika miteny frantsay izany. Ny fikomiana, izay naharinganana voanjo frantsay andaniny sy Malagasy tsy anisan ny mpitaky fahaleovantena ankilany, dia narahana famaizana mahatsiravina nataon ny tafika frantsay izay namono Malagasy an arivony maro. Mbola miady hevitra ireo mpahay tantara ny amin ny tena isan ny nih ...

                                               

Noely

Ny Noely na Krismasy dia andro firavoravoana kristiana izay ankalazana sy ahatsiarovana ny nahaterahan i Jesoa Kristy. Aorian’ ny Paska dia ny Noely no andro fety manan-danja indrindra amin ny alimanakan ny ankamaroan ny fiangonana kristiana. Ny andron ny Noely anefa dia tsy fitsingerenan ny andro nahaterahan’ i Jesoa fa daty nifanarahana fotsiny hanaovana ny fankalazana. Ny fiangonana katôlika sy ny fiangonana prôtestanta dia mankalaza ny Noely amin ny 24 sy 25 Desambra. Tsy misy soratra ao amin ny Baiboly izay mandidy ny fankalazana ny Noely. Noho izany dia ao ireo fiangonana mankalaza a ...

                                               

Bokini Isaia

Ny Bokin i Isaia, na Bokin i Izaia, dia boky faminaniana voalohany sy lava indrindra ao amin’ ny Tanakh sy ao amin’ ny Testamenta Taloha ao amin’ ny Baiboly. Ny Bokin’ i Isaia no bokim-paminaniana mahakasika lohahevitra maro izay voavelabelatra amin’ ny fomba lava dia lava, ka ireto ny tena lehibe amin’ izany: ny maha-tokana an’ Andriamanitra mônôteisma, ny faharavan’ i Babilôna sy i Tiro, ny fanantenana ny Mesia mpanjaka ary ny Andro farany. Manasongadina ny halehibe amam-boninahitr’ Andriamanitra izay manerana izao rehetra izao sy ny maha tompon’ ny Tantara sy ny Zavaboary an’ Andriamani ...

                                               

Sadoseo

Ny Sadoseo na Sadoseanina dia ireo mpikambana amin ny antoko iray amin ny efatra lehibe amin ny firehan ny fivavahana jiosy tamin ny Andro Taloha tao Jodea tamin ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy taonjato voalohany taor. J.K. Ny antoko telo hafa dia ny Fariseo na Farisiana, ny Eseniana ary ny Zelôta. Atsoina hoe Sadoseo koa ireo mpitondra fivavahana tamin ny andron ny Tempoly Voalohan i Jerosalema. Avy amin ny saranga ambonin ny mpisorona ny Sadoseo, izay nifanohitra tanteraka amin ny Fariseo sady tokony nifanohitra koa tamin ny Eseniana. Nofongorin ny Zelôta sy ny Sikara izy ireo tamin ny A ...

                                               

Vavolombeloni Jehovah

Ny Vavolombeloni Jehovah dia fikambanana kristiana mino ny fitondran’ny Mesia mandritra ny arivo taona sy mihevi-tena ho mamerina amin’ny endriny tany amboalohany ny fivavahana kristiana. Io fikambanana io dia nipoitra avy aminny fikambanana atao hoe "Bible Students" (azo adika hoe "Mpianatra Baiboly" notarihini Charles Taze Russell izay nandray ampahany betsaka taminny fampianarani William Miller, indrindra taminny adventisma, taminny alalanireo mpitoriteny adventista toa ani Jonas Wendell. Isanireo atao hoe "fiangonana zandriny" ny Vavolombeloni Jehovah sady misy koa ny manao azy hoe "se ...

                                               

Filazantsara araka ani Marka

Ny Filazantsara araka ani Marka, na Vaovao Mahafaly araka ani Marka, na Evanjely araka ani Masindahy Marka dia faharoa aminny Filazantsara ao aminny Testamenta Vaovao ao aminny Baiboly. Ny asa nataoni Jesosy no tianny mpanoratra hampitaina: asehony i Jesosy eo am-panatanterahana ny asany aminny fanasitranana ny marary, aminny fampitomboana isa ny mofo ho anny vahoaka. Izany asa izany dia tantarainny mpanoratra mba hanaporofoany ny maha avy aminAndriamanitra ani Jesosy. Tsy latsaky ny 18 ny isanireo fahagagana tantarainy. Ao aminny andininy voalohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanora ...

                                               

Fiangonani Jesoa Kristy ho anny Olomasinny Andro Farany

Ny Fiangonan i Jesoa Kris ty ho anny Olomasinny Andro Farany izay antsoina hoe koa Fiangonana môrmôna, dia fiangonana kristiana restaorasionista teraka tao amin ny Fanjakan i New York any Etazonia tamin ny taona 1830. I Joseph Smith no mpanorina azy. Ny mpino ao aminy dia mihevitra azy ho fiangonana vokatry ny fanambaràna avy amin Andriamanitra. Izy ireo no atao hoe Olomasin ny Andro Farany. Ao Salt Lake City any Utah no misy ny foiben-toerany. Manana mpikambana miisa 16 000 any ho any io fiangonana io maneran-tany. Laharana fahefatra izy ao Etazonia amin ny habetsahan ny mpino izay miisa ...

                                               

Andriamasinavalona (foko)

Ny Andriamasinavalona tany am-piandohany dia ireo taranaka rehetra avy amin’ ny zanak’ Andriamasinavalona, mpanjaka, izay nanoa, sy ny zanak’ anabaviny sy ny zana-drahalahiny nahazo menakely, nipetraka am-bodivona teto Imerina. Ny Andriamasinavalona ireo taranaky ny mpanjaka Andrianjaka indrindra izay tsy voasokajy ho Zanakandriana na Zazamarolahy, isan izany ny Zanadranavalona ao Anosimanjaka. Maro koa ny Zanakandriana sy Zazamarolahy no natao ho Andriamasinavalona. Ary misy koa ny "Zanadralambo amin Andrianjaka" toy ny avy amin ny terak Antsomangy no natao ho Andriamasinavalona. Maro koa ...

                                     

ⓘ Fianakaviana (fomba malagasy)

Ny Fianakaviana aminny fomba malagasy dia ny fitambaranny ray sy ny reny ary ny zanaka.

Ny anambadian-kiterahana, hoy ny Ntaolo, ka ny zanaka no mamy indrindra aminny Malagasy ary antsoina hoe "sombinny aina". Ny zokiny indrindra aminny zanaka dia atao hoe "matoa", ary ny zandriny indrindra dia atao hoe, "fara" ; ary ny eo antenatenany, na firy na firy isany, atao hoe "aivo" ; koa ny zanaka lahy teraka voalohany indrindra dia atao hoe "lahimatoa" ; ny farany indrindra atao hoe "faralahy" na "faravavy" rehefa vehivavy, ary ny eo anelanelanireo dia atao hoe "lahiaivo" avokoa na firy na firy, ka ny fiantsoana na fonononana azy dia atao hoe "Andrianaivo".

                                     

1. Ny tokantrano

Rehefa lehibe ny zanaka lahy dia lasa mivoaka hanambady, ny zanaka vavy kosa avoaka hanambady, ka manorin-tokantrano hafa. Mitombo isa aminizay ny fianakaviana: ny ray aman-dreninny zanaka manambady dia miantso ny vadin-janany hoe "vinanto" ary ireo kosa manao azy ireo hoe "rafozana", ny iray tamp-po aminny vady dia "zaodahy" ary antsoina hoe "ranaotra".

                                     
  • Tsimihety Androna. Mino ny tromba, tahaka ny foko malagasy tantsiraka maro, ny Antankarana. Ny tromba dia fomba ahafahan ny fanahin ny razana mifandray amin
  • ara - pitsipiteny an izany. Ny anarana hoe fianakaviana izay tokony ho anaram - bodrona, dia tsy avahan ny fiteny malagasy ho anaram - bodrona na anaran - tsinga
  • nanova ny tantaran izao tontolo izao tamin ny Andro Taloha. Isan ny fianakaviana akemenida i Kirosy Lehibe izay nandimby an - drainy i Kambisesy I nitondra
  • fiainany manokana, dia olona miavo - tena izy. Fanaovan - dronono kely an ny fianakaviana no notantaniny ka nanjary lasa orinasa ngeza, tamin ny alàlan ny fanampian ny
  • anarivo amin ny tanàna sirianin i Antilibàna miaraka amin i Maaloula sy fianakaviana am - pielezana any amin ny tanàna siriana sy libaney ary any Amerika ny
  • hatramin ny 100 isaky ny fianakaviana ny vola vahiny. Tamin ny Mey 2003, ny Arary malagasy no misolo ny Franc Malagasy iraimbilanja Nanomboka tamin
  • mpiteny daia fiteny maaniany indrindra indrindra fiteny iray fianakaviana amin ny fiteny malagasy rehetra. Ny fe - potoana nahatongavan ny Aostrônezianina indrindra
  • taonjato faha - 15 no nanomboka izany fanao izany, nefa ny fandinihana ny fomba amam - panaon ny mponina any Azia Atsimo - Atsinanana dia ahatsapana fa fitohizan ny
  • Ny tolom - bahoaka tamin ny 1947 dia fikomiana nataon ny Malagasy tamin ny taona 1947 sy 1948 teto Madagasikara, tamin ny fotoana naha zanatany frantsay
  • ny Toliara Sands mba hanatanterahany ny fitrandrahana ataony. Hampiasa fomba fanetonana sy fandranohana izy mba hahazoany mampiasa indray ny rano efa
  • matihanina Pro Ny website dia natao ho an ny mpanoratra mpanakanto sy ny fianakaviana namana, ary mamela ny famoahana ary fizaràna iray ihany ny toerana ny
  • Andrianampoinimerina dia mpanjaka malagasy tao Imerina izay nanjaka tamin ny taona 1787 hatramin ny taona 1810. Andriamiharamanjaka no rainy ary
  • ity fety kristiana ity, izay mitodika kokoa any amin ny ankizy sy ny fianakaviana ary ny fanomezana. Iray amin ireo fetim - pahaterahana ankalazain ny

Users also searched:

...
...
...