Back

ⓘ Fory




Fory
                                     

ⓘ Fory

Samihafa no andraisanny faritra ny teny hoe Fory eto Madagasikara; any aminny faritra Antsimonny Nosy ohatra dia fiteninolona matetika aty ny hoe Fory eny na dia eo mpianaka aza, ny tena marina ny dikanio teny io aty aminny Antsimo,ohatra aty toliara dia ilazana ny Fitombenana mety ho azo inoana iany raha ny dikanio teny io aty aminny faritra antsimo satria ny diksionera malagasy frantsay de milaza fa fory=anus)!!!! Teny gasy mazava tsara ny FORY izay entina hilazana ny fitombenana, ao anaty dikisionera malagasy izy io. Fa amin ny faritra maro kosa, ny teny hoe fory" dia entina milaza ny fivaviana na ny taovam pananahan ny vehivavy.

Users also searched:

...
...
...