Back

ⓘ Zavaboary




                                               

Olombelona

Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha aminny tongotra roa. Ny olombelona dia malaza aminny fahakinganny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany. Ny olombelon dia zavaboary miavaka aminny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoranny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy nany tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo aminny fiainany.

                                               

Serafima

Ny teny hoe serafima dia avy aminny teny hebreo hoe שְׂרָפִים / serafim izay endrika milaza maronny teny hoe שָׂרָף / śārāf izay avy aminny matoanteny hebreo hoe saraf izay midika hoe "mirehitra" na "mandoro". Io teny hebreo serafim io dia midika ara-bakiteny hoe "ireo mirehitra" na "ireo mandoro". Ny hevitry ny teny hoe seraf hafa mety ho marina koa dia "miteraka fanaintainana" na "misy poizina" sahala aminny hita ao aminny Bokinny Deoteronomia indrindra ny Deo. 8.15: 10 Ary rehefa nihinana ianao ka voky ary misaotra ani Jehovah Andriamanitrao noho ny tany soa izay nomeny anao, 11 dia mit ...

                                               

Famoronana (araka ny Baiboly)

Ny Famoronana dia ilay asan Andriamanitra tamin ny alalan ny teniny nampisy izao rehetra izao tany am-boalohany. Tantara miendrika angano ao amin ny bokim-pivavahan ny Jodaisma sy ny Kristianisma izany, dia ny Bokin ny Genesisy. Ny Bokin ny Genesisy dia maneho fa Andriamanitra no namorona izao tontolo izao avy taminny tsy misy, ka nametraka ny olona ho tampon ny asa famoronana nataony. Ao aminny Bokin ny Salamo dia voalaza fa nandahatra sy nandamina an izao tontolo izao Andriamanitra ka nampisy fifandraisana mivantana eo amin ny zavaboary rehetra. Indroa miantoana ny tantaran ny Famoronana ...

                                               

Paradisa

Ny paradisa dia toeranam-pahasambarana ahitana ny fahamaroanny zavatra tsara tsy mety lany sady lavitra ny fijaliana ka handraisana ireo olona tsy nivadika aminny finoany. Ao aminireo fivavahana abrahamika dia ny saha Edena no paradisa nametrahanAndriamanitra ny olombelona voalohany, dia i Adama sy i Eva. Ny fahotanireo olombelona ireo no niteraka ny fahaverezanny toetrilay paradisa ka nahatonga ny fiovanny fifandraisana eo aminny olona samy olona sy eo aminny olona sy ny zavaboary hafa ary eo aminny olona sy Andriamanitra ho lasa ratsy. Ny paradisa tahaka ny endriny voalohany no antenainn ...

                                               

Jiny

Ny jiny dia zavaboary ara-pinoana teo aminny Arabo tany aloha ary mbola inoana fisiana ao aminny fivavahana silamo ankehitriny. Tsy hita maso ny jiny aminny ankapobeny nefa tsy fanahy tanteraka satria afaka miseho aminny endrika zavamaniry na biby na olona sady mety hahatsapa te hatory na noana. Afaka mibaiko ny fanahy na ny sainny olombelona ny jiny nefa tsy voatery hampiasainy izany hery ananany izany. Aminny finoana silamo, ny jiny dia manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy toy ny olombelona, tsy tahaka ny anjely izay tsy afaka manao afa-tsy ny tsara ihany.

                                               

Tôtemisma

Ny tôtemisma dia finoana ny fisian ny razana na fanahy izay mitoetra ao amin ny atao hoe tôtema. Lamin-kevitra sy famantarana ary fanao miorina amin ny fifandraisan ny olona na ny vondron olona sy ny zavatra eny amin ny zavaboary ny tôtemisma.

                                               

Finoanoam-poana

Ny finoanoam-poana dia finona tsy araka ny lalàn ny saina izay miorina amin ny tahotra na ny tsy fahalalana izay iheverana ho manana toetra mihoatra ny an ny zavaboary na toetra masina ny zava-mitranga na ny fihetsika na ny fitenenana sasany. Tamin ny taonjato faha-16 ny finoanoam-poana dia ilazana ny finoan ny mpivavaka amin ny sary mpanompo sampy, ny fivavahana amin ny andrimani-tsy izy. Tamin ny taonjato faha-18 dia nilazana ny fivavahana rehetra sy ny fitsarana mialoha tsy misy fanadihadiana izany ka nampifanoherina amin ny saina. Arakaraka ny hevitr ilay teny dia mety hahafaoka ny fan ...

                                               

Fanambaràna (finoana)

Ny fanambaràna dia fahalalana azo mivantana amin Andriamanitra ka mety ho amin ny alalanny fisehoan Andriamanitra izany na ny fahenoana ny teny mivoaka avy ao aminy na ny tsindrimandry azonny mpaminany na ny fanomezany lahateny efa voasoratra rahateo avy any aminy na fisehoan-javatra tsy fahita eo amin ny zavaboary. Atao hoe fivavahana vokatry ny fanambaràn Andriamanitra ny jodaisma sy ny kristianisma ary ny finoana silamo nefa tsy ireo fivavanana telo ireo ihany no mahalala ny atao hoe "fanambaràna". Misy ny atao hoe fanambaràna ankapobeny, izay fahalalana an Andriamanitra ampitain ny zav ...

                                               

Fizaràn-taona

Ny fizaràn-taona dia fari-potoana ao anatin ny taona izay ahatsapana tsy fiovana firy eo amin ny toetrandro izay mifandray amin ny tsingerim-piainan ny zavaboary. Ampifadraisin ny olona amin ny asa fivelomany koa ny fizaran-taona, indrindra ny fambolena sy ny fiompiana. Tsy mitovy ny isan ny fizaràn-taona arakaraka ny toetany na ny firenena na ny kolontsain ny mponina ka ao ny mizara ny taona ho roa toetany trôpikaly: asara sy asotry, ny mizara azy ho telo, ny mizara azy ho efatra ary ny mizara azy ho enina fizaràn-taona indiana, sns.

                                               

Origenesy avy any Aleksandria

I Origenesy avy any Aleksandria dia teolojiana kristiana taminny Andro Taloha. Atao hoe Adamantiosy koa izy. Tao Aleksandria taminny taona 185 no nahaterahany. Notezaina taminny fivavahana kristiana izy. Saika maty matira izy taminny hafanam-pony raha novonoina ny rainy Leonidesy taminny 202 noho ny fanenjehana. Izy no rainny fanaovana heviteny aminny Baiboly. Atao hoe Ὠριγένης / Ôrigénês izy aminny teny grika. Isanireo atao hoe "Rainny Fiangonana" na "Abanny Eglizy" izy. Aminny ankapobeny dia tsy noraisinny Fiangonana ny fampianarani Origenesy izay mitory ny fisianny fanahinolombelona tal ...

                                               

Fanekem-pihavanana

Ny fanekem-pihavanana dia fanekena ifanaovanAndriamanitra sy ny vahoakany na aminny olombelona rehetra. Ao aminireo fivavahana abrahamika no tena ahitana izany, ka iresahana indrindra ny fanekem-pihavanana tamini Abrahama. Aminny teny hebreo dia atao hoe ברית / berith ny fanekem-pihavanana. Aminny teny grika kosa dia διαθήκη / diathêkê fa aminny teny latina dia foedus na pactum na conventum.

                                               

Famoronana (finoana sy fedrà)

Ny famoronana na fahariana dia fedràm-piandohana itantarana ny fiandohan izao rehetra izao: ny olombelona, ny tany, ny aina ary izao tontolo izao. Na dia misy zavatra itovizany ny fedrà sasany momba ny famoronana na ny fiandohana dia betsaka ny antsipiriany tsy mitovy arakaraka ny fivavahana na ny vahoaka tompon ilay fedrà na fitantarana.

Zavaboary
                                     

ⓘ Zavaboary

Ny zavaboary dia tontolo tsy nokasihanny olombelona. Ny teny mifanohitra aminny teny "zavaboary" dia "tontolo namboarina", izany hoe tontolo namboarinny olombelona toy ny saha, ny trano na ny tanàna.

Ho anny olona vitsivitsy, misy hasarotana eo aminny teny "ara-javaboary", satria ny zavaboary dia matetika voakasiky ny hetsikanny olombelona, na avy hatrany na tsia.

                                     

1. Fandaharana

Ny siansanny tany dia mahalala bolantany efatra, ny litôsfera, ny hidirôsfera, ny soson-drivotra ary ny biôsfera ; ireo bolantany efatra ireo dia mifandrify aminny vato, ny rano, ny rivotra ary ny fiainana.

Ny taranja siantifika lehibe mikasika ny tany dia ny jeografia, ny jeolojia, ny jeofizika ary ny jeodezia. Ireo taranja ireo dia mampiasa ny fizika, simia, biôlôjia, krônôlojia ary matematika mba hametraka ny taranja na fandrafetanny tany sy ny fahazoana azy tsara.

                                     

2. Jereo koa

Rohy ivelany

  • European Commission - Nature and Biodiversity homepage.
  • Ministry of Environment Republic of Korea - Nature
  • BBC - Science and Nature.
  • wallpapers nature.
  • The Nature Conservancy
  • NatureWatch - Wiki for documenting biodiversity german
  • Science.gov - Environment & Environmental Quality.
  • The WILD Foundation.
  • Nature Journal - Weekly journal of science.
                                     
  • masoandro na tsia, sns izay mifandray amin ny tsingerim - piainan ny zavaboary fitsirin ny zavamaniry, fiovan - toetran ny biby, sns Ampifadraisin
  • Andriamanitra izay manerana izao rehetra izao sy ny maha tompon ny Tantara sy ny Zavaboary an Andriamanitra koa io boky io. Ambaran ny Bokin i Isaia manontolo
  • fanahin olombelona talohan ny hahaterahan ny vatany, ny hihavanan ny zavaboary rehetra mety isan izany koa ny devoly demony araka ilay atao hoe ἀποκατάστασις
  • atao hoe Ntaolo iraniana, dia nivavaka tamin ny zava - misy eo amin ny zavaboary toy ny masoandro sy ny hazavan ny masoandro ary ny varatra, nefa afaka
  • Ny demony araka ny finoan ny fivavahana maro, dia zavaboary tsy hita maso manana hery ratsy mahatonga ny fahaverezan ny olombelona entiny hanao ny ratsy
  • mpikaroka dia mihevitra fa avy amin ny tahotra sy ny fanajana ny herin ny zavaboary no niavian ny fivavahana amin andriamanitra maro izay nikendrena ny
  • mpiambina ny olona tsirairay ary ny anjely mibaiko ny zava - miseho eo amin ny zavaboary I Henoka na Enoka no olona voalohany nampianarin ny anjely manoratra
  • mahefa ny zava - drehetra sy mahalala ny zava - drehetra ary mihoatra ny zavaboary noforoniny izy. Izy no tompon izao rehetra izao sy ny hoavy, mpitsara
  • aminy. Ny olombelona na ny zanak i Adama no omem - boninahitra amin ny zavaboary rehetra eto an - tany, nefa izany fisondrotam - boninahitra izany dia miteraka

Users also searched:

...
...
...