Back

ⓘ Poeta malagasy




                                               

Eliza Freda

NY FIAINANY SY NY FIANARANY Teraka tao Ambositra tany ho any amin’ny taona 1900 ANDRIANALY Alfred izay fantatra amin’ny solon’anarana hoe Eliza Freda. Nodimandry ny 1962 teo amin’ny faha-62 taonany izy. Voataiza tamin’ny fivavahana Kristianina izy raha nanovo fahalalana tao aminny sekoly kristianina Benjamin ESCANDE ao Ambositra araka ny voasoratra ao amin’ny Takelaka Notsongaina I tak 65. Mpitandrina Frantsay avy amin’ny MPF na Mission Protestante Française i Benjamin ESCANDE ka nampitondraina ny anarany ny sekoly. Na dia taminny teny frantsay aza ny fampianarana taminny Fanjanahantany di ...