Back

ⓘ Kolontsaina malagasy




                                               

Kolontsaina

Ny kolontsaina dia ny fitambaranny fomban ny vahoaka ao amin ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy.

                                               

Governemanta Malagasy

Azo ho sokajiana toa ireto manaraka ireto ny firafitry ny governemanta Malagasy taorianny fidiranny vazaha. Isaky ny sokajy dia nahitana governemanta iray na maro.

                                               

Jiosy malagasy

Ny Jiosy malagasy na Jody malagasy dia misy karazany roa: dia ireo Malagasy mihevitra fa manam-piaviana jiosy sy ireo Malagasy niva finoana ho amin ny jodaisma. Maro tokoa ny Malagasy lazaina fa avy amin ny Jiosy.

                                               

Alakamisy

Ny Alakamisy dia andro fahefatra ao aminny herinandro raha ny Alatsinainy no andro voalohany fa andro fahadimy kosa raha ny Alahady no andro voalohany. Andro voalohany ny Alakamisy ho anny Malagasy mandala ny nentin-drazana tsy mandray ny Alatsinainy na ny Alahady ho andro voalohany aminny herinandro. Ny Malagasy talohanny fidiranny kolontsaina arabo sy ny kolontsaina tandrefana dia nisy nanao ny Alakamisy ho andro voalohany aminny herinandro. Ny teny malagasy hoe Alakamisy na Lakamisy na Kamisy dia avy aminny teny arabo hoe الخميس / al-khamīs izay midika hoe "andro fahadimy".

                                               

Faritany eto Madagasikara

I Madagasikara dia manana faritany enina: Faritanini Mahajanga, FaritaninAntsiranana, FaritaninAntananarivo, Faritanini Toamasina, Faritanini Fianarantsoa, Faritanini Toliara. Ankehitriny dia nozaraina ho faritra 22 ireo faritany ireo:

                                               

Toekaren i Madagasikara

Ny toekaren i Madagasikara dia toekarena mifototra amin ny fambolena sy fiompiana na dia misy ihany aza ireo sehatr asa hafa, satria ny 70 %n ny mponina dia tantsaha mpamboly sy mpiompy. Anisan ny firenena mbola an-dalam-pivoarana eto an-tany i Madagasikara. Araka ny tatitra momba ny IDH tamin ny taona 2000, faha 141 amin ny firenena 174 Madagasikara. Nihemotra hatrany io laharana io taty aoriana.

                                               

Ntaolo

Ny Ntaolo dia ireo razam-be tany aloha. Mitory fanajana sy fankatoavana ny fahendreny ihany koa ny fampiasana ny teny hoe Ntaolo. Araka izany dia manana ny hajany teo aminny fiaraha-monina malagasy tokoa izany hoe Ntaolo izany. Ny fototeny dia ny hoe "aolo" izay midika hoe aloha,nandrafetana ihany koa ny teny aoloana. Ny hoe "ntaolo" dia entina ilazana ireo nialoha lalana. Raha ara-bakiteny, ny mifanohitra aminy dia ny hoe "tafara" izay entina milaza ireo avy sy ho avy aoriantsika. Ny tandroy no tena mahay manonona azy aminny fomba mampivoitra ilay fototeny.

                                               

Tanàna any Madagasikara

Antsirabé Antsiranana Andoany Anjozorobe Antananarivo: renivohitra, 1.2 mpo. 2003 Antanifotsy Antsohimbondrona Ambalavao Amparafaravola Ambovombe Antsiranana Diego-suarez

                                               

Zafimaniry

Ny Zafimaniry dia foko malagasy monina ao amin ny tapany atsimo-atsinanan ny faritra afovon i Madagasikara, izay azo heverina ho zana-pokon ny Betsileo, nefa mifanakaiky kolontsaina koa amin ny Tanala.

                                               

Foko eto Madagasikara

Ny foko eto Madagasikara dia vondron olona isan ny vahoaka malagasy izay heverina fa iray faritra niaviana, nanana fandaminana ara-pôlitika iraisany na nitoviany tamin ny vanimpotoana faha mpanjaka, manana ny fomba fitenenany ny teny malagasy izay atao hoe fitenim-paritra, sns. Tsy misy famaritana tokana eken ny maro ny hoe foko ka tsy fantatra noho izany ny tena isan ny foko eto Madagasikara. Mahazatra ny maro anefa ny miteny hoe "foko valo ambin ny folo" na dia tsy mifanandrify amin ny tena marina izany. Ao mantsy ireo izay milaza fa mihoatra ny roapolo ny foko eto Madagasikara. Ireo ata ...

                                               

Robinson Jean-Louis

Jean-Louis Robinson, teraka taminny 1952 tao Ampasikely, dia olom-pirenena malagasy. Taminny governemantani Ravalomanana izy dia minisitry ny fanatanjahan-tena, ny fahasalamana, ny fandrindram-piterahana, ny fiarovana ara-tsôsialy 2004-2008 ary minisitry ny kolontsaina. Kandidà ny antoko AVANA aminny fifidianana filoham-pirenena malagasinny taona 2013 ary lohalaharana taminny fihodinana voalohany.

                                               

Andriana

Ny andriana dia sarangan olona farany ambony tao amin ny fanjakana maro teto Madagasikara izay nisongadina indrindra tao amin ny fanjakana merina, izay nipoiran ireo mpanjaka. Tao amin ny fanjakana merina, ny saranga lehibe telo hafa manampy azy io dia ny hova ny mainty sy ny mpanompo. Amin izao fotoana izao dia mbola misy ireo olona atao hoe andriana sy taranak andriana ao Antananarivo sy ny vohitra manodidina.

                                               

Hova

Ny Hova dia ireo olona ao amin ny saranga anelanelany tao amin ny Fanjakana merina izay sady tsy mpanompo no tsy andriana. Ilazan ny foko sasany eto Madagasikara ny foko merina tsy anavahana saranga koa ny hoe Hova. Ny Bara sy ny Betsileo ary ny Tanala dia manao hoe Hova ireo ataon ny Merina hoe "andriana".

                                               

Kabary

Ny kabary dia lahateny atao aminny feo avo ka entina hampitana hafatra ary matetika ravahina aminny hainteny sy ohabolana sady atrehinolona maro. Samy nanana ny fomba nitrandrahany ny kabary ny rehetra ka izay no mahatonga ny famaritana somary maro aminizao fotoana izao ny atao hoe kabary, fa saingy io no fototra ka miainga avy aminio avokoa ny famaritana rehetra misy ankehitriny.

                                               

Lambamena

Ny lambamena dia ilazana lamba hamonosana ny maty teo aminny Ntaolo. Anarana fotsiny ihany ny lambamena fa mety ho volonkazo ny lokony, mety ho fotsy na mavo na mena mihitsy, angamba noho izy mivadika mena rehefa ela namonosana razana no nahatonga ny anarany hoe lambamena. Ny lambalandy kosa dia ampiasaina hilazana ireo lamba vita aminny landy saingy hitafianny velona. Samy manana ny soratra sy lokony ireny lambamena ireny ary ny sasany aza dia misy ny anaranilay razana vita aminny vakana. Miankina aminny lokony sy ny halehibeny anefa no vidiny. Araka ny fiteny hoe "Izay sahy maty no mifon ...

                                               

Ohabolana

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaranny teny hoe ohatra sy volana ny teny hoe ohabolana, ka midika fa teny no nahazoana io teny io. Azo ampiasaina aminny fiainana andavanandro ny ohabolana, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo aminny Ntaolo malagasy dia haoren-tsaina miampita aminny alàlanny lovantsofina toy ny angano ny ohabolana. Eto aminity rakipahalalàna ity, dia napetraka ao anaty fizarana iray aminny pejy iray ny ohabolana fantatra mahakasika iny pejy iny.

                                               

Rova Manjakamiadana

Ireo mpanjaka rehetra nifandimby tao Analamasina dia samy nanana ny lapany avokoa izay trano kotona na trano hazo faranizay tsotra, tsy mifankaiza aminny tranonny mponina sarababem-bahoaka manodidina. Tsy misy tavela anefa ireo trano taminny andro fahagola rehetra talohanAndrianampoinimerina ireo. Fantatsika ary fa trano efa-joro avo tafo miloloha tandron-drano izy ireo. Ny hevitry ny tandron-drano, araka ny fampianarana azo raisina avy aminny filazanireo mponina any Indonesia, tanindrazana voalohany niavianny firenena Merina indrindra, dia fampahatsiahivina ny tandroky ny omby natao soron ...

                                               

Sorabe

Ny sorabe dia abidy iray avy aminny abjad arabo izay natao hanoratana ny fiteny ao Madagasikara, indrindra ireo fiteny ao atsimo atsinanani Madagasikara: ny fiteny antemoro-anteogny ary anakara. Fantatra fa isaina aman-jatony ireo lahatsoratra nosoratana taminny alalanio abidy io ; ny tena antitra aminireo lahatsoratra ireo dia nosoratana tany aminny taonjato faha-17 tany ho any. Taminny taonjato faha-18, fantatra ary nampiasainny foko rehetra eraki Madagasikara io abidy io: tao Imerina, nanafatra mpanoratra antemoro i Andrianampoinimerina mba hampianatra ny ankizy hamaky teny ary hanoratr ...

                                               

Vazimba

Ny Vazimba dia anarana niantsoana ireo mponina nonina taty anivoni Madagasikara talohanny nanjakan-dRabiby sy Andriamanelo. Rabiby sy Andriamanelo, mpanjaka jiosy maley mantsy no navahan ny lovantsofina fa Jiosy sy Maley ary ireo olomainty mpanompony no angaralahy, fa ireo sisa efa nonina taty anivontany tamin izany dia Vazimba. Ary Rabiby no nanenjika voalohany ny Vazimba sy nanosika azy handositra. Ny Vazimba dia razamben ny Malagasy tany aloha tany. Ny Vazimba dia manana ny hasina maha izy azy. Mbola tsy fatatra mazava anefa ny fiavian izy ireo na avy aiza na aiza. Ireo razana malagasy ...

                                               

Ziva

Ny ziva dia isanny endrika isehoananny fihavanana malagasy nataonny razambe taloha. Ary saika mazana dia mpiziva avokoa no niavianny fihavananny Malagasy manontolo. Ny ompa ifanaovanny mpiziva dia sangy anehoany ny fifankatiavany ary ny foko mpiziva dia tsy maintsy mifanampy.

                                     

ⓘ Kolontsaina malagasy

  • Fivavahana eto Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana amin ny razana Avelo in Rajemisa - Raolison, Rakibolana malagasy 1985. Lahatra in Regis
  • Madagasikara Tananan i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • sary sikotra sy mpanao hosodoko malagasy teraka tamin ny 30 Jolay 1950 tao Betroka. Rajaona Edouard ao amin ny Tranonkalan ny Ministeran ny Kolontsaina
  • ilay fanampiana avy any ivelany, na dia ho an ny tena aza, ary anefa tsy fototry ny fivoarana maharitra. Kolontsaina malagasy Tantaran i Madagasikara
  • ny Ntaolo malagasy amin ny kolontsaina silamo dia naetry voninahitra tsy ho andriamanitra ireo andriamanitra maro hafa ninoan ny Malagasy ka i Zanahary
  • misy santionan ny asany ao amin ny Tranonkalan ny Ministeran ny Kolontsaina Malagasy voalohany niatrika ny festival BD tany Angoulême France rehefa nahazo
  • avy sy ho avy aoriantsika taranaka, fara sy dimby Ny tandroy no tena mahay manonona azy amin ny fomba mampivoitra ilay fototeny. Kolontsaina malagasy
  • Toamasina Tantaran i Madagasikara Governemanta malagasy Politika ao Madagasikara Kolontsaina malagasy Fivavahana eto Madagasikara Fiteny eto Madgasikara
  • Ny Makoa dia foko malagasy monina ao amin ny morontsiraka avaratra andrefan i Madagasikara. Ny mponina ao ampovoan - tanin i Madagasikara dia miantso
  • Madagasikara, izay azo heverina ho zana - pokon ny Betsileo, nefa mifanakaiky kolontsaina koa amin ny Tanala. Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy
  • ohabolana malagasy hoe Ny kibo tsy mba lamosina, ary ny tsinay tsy mba vatsy Ka ireto misy karazana sakafo vitsivitsy, sakafo malagasy atolotra anareo
                                               

Fanagasiana

Ny fanagasiana koa dia pôlitika nentinny governemanta malagasy taorianny rotaky ny mpianatra taminny 1972 ary taty aoriana nandritry ny fanomezan-dalanny filoham-pirenena Marc Ravalomanana faharoa taminny taona 2007. Ny fanagasiana indrindraindrindra dia mikasika ny fampianarana satria araka ny dinika nataonny Firenena Mikambana, moramora kokoa ho anny ankizy no mianatra aminny teny nibeazany.

                                               

Dahalo

Ny dahalo na malaso dia mpangalatra, indrindra fa ny omby. Any aminny faritra atsimonny Nosy no ahitana asan-dahalo na malaso betsaka sy mahery vaika indrindra eto Madagasikara: Ihosy, Betroka, Isoanala, Beraketa, Beroroha, Ilakaka, Ranohira, ary Amboasary Atsimo.

                                               

Fitampoha

Ny fitampoha dia fampandroana ireo sisan-javatra avy aminny vatanny mpanjaka efa maty, izay tanterahinny Malagasy sakalava any aminny faritra Menabe, isaky ny dimy taona mandritra ny fito andro, mba hahatsiarovana ireo mpanjaka sakalava.

                                               

Hasina

Ny teny hoe hasina dia manana heviny maro: Sira Hasina Zavatra voatokana Hasina Fizarazaràna Hasina Hery tsy hita maso Hasina Hazo Hasina Fanomezana Hasina

                                               

Lamba

Ny lamba dia fitafy nentindrazana fahita aminny faritra maro eto Madagasikara. Misy karazany maro araky ny akora nanamboarana azy sy ny didiny ny lamba.

Lokanga
                                               

Lokanga

Ny lokanga dia zavamaneno fahita ao Madagasikara. Ny foko Bara no niavian ny lokanga. Mitovitovy amin ny lokangam-bazaha ny lokanga saingy telo ny isan ny tadiny.

Sodina
                                               

Sodina

Ny sodina dia zavamaneno tsofina amin ny vava, toy ny fantsona mahitsy, misy lavaka milahatra manaraka ny halavany izay tampenana manontolo amin ny rantsan-tanana afa-tsy ny iray izay avela hivoha mba hivoahan ny haavompeo tiana ho heno. Amin ny teny indôneziana dia atao hoe suling ny sodina.

Users also searched:

...
...
...