Back

ⓘ Astronomia




                                               

Hainkintana

Omega Ny hainkintana dia siansanny voajanahary mikasika ny fandinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fihaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika ary ara-tsimika. Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ny hainkintana no fantatry ny olombelona; amin’ny alalan’ny tao ara-pinoana ny taona nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’ny taranja siantifika antitra indrindra izy. Ireo mpahay kintanny taona taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny Ejipsianina sy ny Nobianina mponina mipetraka ao atsimoni Ejipta ary ny sivilizasiônani Stonehenge, any andrefani Anglete ...

                                               

Bokini Henoka

Ny Bokini Henoka na Bokini Enoka dia fanangonan-dahatsoratra apokaliptika isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; apokrifa na pseodepigrafa ho an’ny Testamenta Taloha izy ka tsy isan’ny kanonan’ny Baiboly hebreo na katolika na protestanta; nampitondrain’ny mpanoratra ny anaran’i Henoka io boky io. Deoterokanonika ny Bokini Henoka amin’ny Fiangonana Ortodoksa Teoahedo.

                                               

Vondron-kintana

Ny vondron-kintana dia toerana ahitana kintana maro dia maro izay nifanakaiky taminny alalanny hery vokatry ny lanja. Tsy kintana irery akory no misy ao aminny vondron-kintana fa ahitana, vovo-kintana, etona, plasma, ary zavatra mainty izay tsy hita maso. Ny isanny kintana ao amina vondron-kintana iray dia eo aminny folo tapitrisa hatraminny roa ambinny folo tiriliôna, izay mihodina manodidina ivon-danja iombonana. Refesina aminny taon-kazavana ny savaivonny vondron-kintana iray, eo aminny iray hetsy eo ho eo ny savaivonny ankamaroanizy ireo ; ny halaviranny vondron-kintana roa dia isaina ...

                                               

Bokinny Jobily

Ny Bokinny Jobily dia boky tsy hita afa-tsy ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana. Ny tanjon’ilay boky dia ny hamporisika ny Jiosy amin’ny fifikirana amin’ny Torah, amin’ny fotoana nahatonga ny Jiosy hiharan’ny kolontsaina jentilisa. Misy ny tantaran’izao tontolo izao ny niandohany sy ny hiafarany araka ny nitantaran’ny" anjelin’ny fanatrehana” an’izany tamin’i Mosesy teo amin’ny tendrombohitra Sinay io boky io. Ny ampahany be amin’ny fitantarana, izay miendrika angano, dia manampy ny fitantarana ao amin’ny Bokinny Genesisy sy ny Bokinny Eksodosy hatramin’ny toko faha-12 mba haneho ny mah ...

                                               

Marsa (fajiry)

Marsa dia fajiry na planeta faha efatry ny laminny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorianny Merkora. Ao aminny fianankavianny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy aminny andriamanitra Marsa, anarana romananny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany. Nanomboka taminny 1960 ny fanbdehanana teny aminny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba ani Marsa: ny jeografiany, ny atmosferany, sns. Manana satelita roa i Marsa: i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaranny zanaki Ares ireo anarana ireo.

                                     

ⓘ Astronomia

  • nampianarin ny anjely manoratra, sady nanoratra ny tsiambaratelon ny haikintana astronomia sy ny fizotran ny fotoana ary ny vanim - potoana eto amin izao tontolo
  • Marsa dia fajiry na planeta faha efatry ny lamin ny masoandro. Izy ny fajiry kely indrindra eo aorian ny Merkora. Ao amin ny fianankavian ny planety teliorika
  • Astronomia Biolojia Hay Tany Ekolojia Fahasalamàna Fizika Informatika Kajy Simia Fanisana Matematika Toe - tsaina
  • Ny Alpha Lyrae α Lyrae α Lyr na Vega dia ny kintana tena mazava indrindra ao anatin ny constellation - ny Lyre, izy no kitana faha dimy amin ny resaka
  • Ny Kintan ny tendron - tany avaratra dia ny kintana tena manjelatra indrindra ao anatin ny constellation ny Petite Ourse. Izy no kintana fantatra any amin ny
  • 106km 1.8451906 AU 1188.4686060 andro 3.25384970842 taona 1154 1154 Astronomia 1927 CB 543.106km 3.6344073 AU 469.106km 3.1358275 AU 2274.8828104
Sivilizasiôna maia
                                               

Sivilizasiôna maia

Ny sivilizasiôna Maia dia sivilizasiôna Mesoamerikana novolavolainny vahoaka Maya, ary nalaza noho ny teny famantaranany rafitra fanoratana be pitsiny sy be fivoarana indrindra tany Amerika talohanny kolumbiana - ary koa ny kanto, ny maritrano, ny matematika, kalandrie ary rafitra astronomia. Ny sivilizasiona Maia dia nivoatra tao aminny faritra izay misy atsimo atsinanani Meksika, Goatemala sy Belizy rehetra, ary ireo faritra andrefani Hôndorasy sy Salvadoro.

Alpha Lyrae
                                               

Alpha Lyrae

Ny Alpha Lyrae, na Vega dia ny kintana tena mazava indrindra ao anatinny constellation-ny Lyre, izy no kitana faha dimy aminny resaka kintana mazava indrindra hita avy eto an-tany. izy no kitana faha roa aminny resaka fahazavàna any aminny ila bolantany avaratra, eo arinanny Arcturus. Akaikikaiky ny Masoandro ihany ilay kitana.

Kintanny tendron-tany avaratra
                                               

Kintanny tendron-tany avaratra

Ny Kintanny tendron-tany avaratra dia ny kintana tena manjelatra indrindra ao anatinny constellation ny Petite Ourse. Izy no kintana fantatra manoro ny tendron-tany avaratra. Ny zeva ara-pisolilany dia 1°30–2° eo.

Users also searched:

...