Back

ⓘ Fizika




                                               

Fizika

Ny Fizika dia araka ny haiendri-teniny ny "siansanny zavaboary". Amin ny dikany amin ny ankapobeny na amin ny heviny voalohany, ny fizika dia fahalalàna ny zavaboary; io no hevitra nomen i René Descartes sy ny mpianany Jacques Rohault sy i Régis. Ny fizika dia taranja mandinika ny zavaboary, ary ny tanjony dia ny mamantatra ny hetsiny sy ny fiasany. Ny fizika dia anisan ny taranja akademika tranainy indrindra fantatra. Betsaka ny taranja mampiasa ny siansa fizika, toy ny eketrônika, ny hainkintana na koa ny mekanika; nandritra izay roa arivo taona izay, ny fizika dia teny mitovitovy dika a ...

                                               

Loka Nobel

Ny Loka Nobel dia mari-pankasitrahana eo aminny sehatra iraisam-pirenena, atolotra anireo olona na fikambanana nahavita be sy nitondra soa teo aminny fiainanny zanakolombelona, na taminny asa soratra na taminny fikarohana, na taminny ezaka ho anny fandriampahalemana nanomboka taminny taona 1901. Isaky ny volana oktobra no fitsinjarana io loka io, fa ny lanonana fanomezana ny loka kosa dia ny 10 desambra, andro hahatsiarovana ny nahafatesani Alfred Nobel 10 desambra 1896.

                                               

2 Oktobra

1854: Nikolai Tretyakov - injeniera 1841: Wilhelm Breithaupt - mpamorona, injeniera 1855: Berkeley Deane Wise - injeniera sivily, injeniera 1869: Mohandas Karamchand Gandhi - mpanao politika, Mpanao gazety, filôzôfy, mpanoratra ny tantaranny fiainany, mpanoratra fanoharana, mpanoratra 1746: Peter Jacob Hjelm - injeniera 1772: David Mushet - injeniera 1826: Gustav Heinrich Wiedemann - mpahay fizika Robert William Boyle - mpahay fizika, injeniera 1757: Joseph Cachin - injeniera, mpanao politika 1883 Karl von Terzaghi 1879: Alexandre Delmer fils - injeniera 1870: Henry Kapférer - injeniera 19 ...

                                               

30 Aogositra

Georg von Arco 1851: Jules Carpentier - injeniera, mpaka sary, mpamorona 1856: Carl Runge - mpanao matematika, mpahay fizika 1847: Hermann Einstein - mpiantoka, injeniera 1869 1748: Jacques-Louis David - mpanao politika Henry F. Hollis - mpanao politika, injeniera sivily, injeniera 1858: Lavr Proskuryakov - injeniera sivily, injeniera 1852: Jacobus Henricus Van t Hoff - mpahay fizika 1797: Mary Shelley - mpanoratra tantara lava, mpanoratra fanoharana, mpanoratra tantara tsangana, mpanoratra 1880: Johann Schwarzer - talen-koronantsary, mpamoaka horonantsary, mpaka sary Andrew Thorndike Tade ...

                                               

10 Aogositra

Edward Rimkus 1868: Theodore Marston - talen-koronantsary, mpanoratra senariô 1912: Jorge Amado - mpanoratra, Mpanao gazety, Poeta, mpanoratra tantara lava 1889: Charles Darrow - mpamorona 1909: Leo Fender - 1913 1806: Julius Weisbach - mpanao matematika, injeniera 1896: Walter Lang - talen-koronantsary, mpanoratra senariô 1825: István Türr - mpanao politika, injeniera 1839: Alexandre Stoletov - mpahay fizika, injeniera 1902: Curt Siodmak - mpanoratra senariô, talen-koronantsary, mpanoratra tantara lava, mpanoratra 1883: Gordon Battelle - injeniera 1865: Charles Close - injeniera 1810: Cam ...

                                               

18 Jolay

1819: Austin Belknap - injeniera sivily, injeniera, mpanao politika 1837: Vasil Levski - 1892 Arthur Friedenreich 1848: W.G. Grace - Dokotera 1635: Robert Hooke - mpahaikintana, mpahay fizika 1856: Giacinto Morera - mpanao matematika, injeniera 1853: Hendrik Antoon Lorentz - mpanao matematika 1734: Giuseppe Piermarini - injeniera Luigi Gerbella - injeniera 1890: Frank Forde - mpanao politika 1906 1896: Otto Willi Gail - mpahay fizika, Mpanao gazety, mpanoratra Ira Herbert Abbott Sidney Darlington - injeniera 1916: Charles Kittel - mpahay fizika, injeniera 1930: Emmanuel Bob Akitani - mpana ...

                                               

27 Jolay

Donald Crisp 1831: Ludvig Nobel - mpiantoka, injeniera, mpanao soa ho anny hafa 0604: Fatima Zahra - 1835: Giosuè Carducci - mpanoratra, Poeta, Mpanao gazety 1863: Hugo Henneberg - mpahaisiansan-javaboahary, mpaka sary Geoffrey de Havilland - injeniera, mpiantoka 1803: John George Howard - injeniera sivily, injeniera 1813: Charles Armengaud - injeniera 1801: George Biddell Airy - mpanao matematika, mpahaikintana, mpahay fizika 1849: John Hopkinson - mpahay fizika, injeniera, mpahay siansa 1848: Friedrich Ernst Dorn - mpahay fizika 1882 1893: Allen Shenstone - mpahay fizika, injeniera Otto ...

                                               

22 Jolay

1832: Colin Archer - injeniera 1795: Gabriel Lamé - mpanao matematika, mpahay fizika, injeniera 1890: Lucien Gamblin - mpilalao baolina kitra, Mpanao gazety 1876: William Harry Evans - injeniera 1889: James Whale - talen-koronantsary, mpanoratra senariô Phil Jutzi 1792: James Beaumont Neilson - mpamorona, injeniera Brian Robertson 1822: Gregor Mendel - mpanao matematika 1755: Gaspard de Prony - mpanao matematika, injeniera, mpahay fizika, mpanao politika, mpahay mozika 1887: Gustav Ludwig Hertz - mpahay fizika 1815: Ernest Goüin - injeniera sivily, injeniera 1895: Pavel Soukhoï - injeniera ...

                                               

15 Aprily

1877: Arthur Werner - mpanao politika, injeniera 1858: Émile Durkheim - filôzôfy, mpahay fiarahamonina 1641: Robert Sibbald - Dokotera, mpahaisiansan-javaboahary 1896 1874: Johannes Stark - mpahay fizika Nikolaï Semionov - mpahay fizika 1869: Emilio Almansi - mpahay fizika, mpanao matematika, injeniera 1810: Charles Frodsham - injeniera 1781: Giuseppe Antonio Borgnis - injeniera 1883: Stanley Bruce - mpanao politika 1707: Leonhard Euler - mpanao matematika, mpahay fizika, mpahay mozika Gerhard Fieseler 1886: Frank Adcock - mpanao matematika, injeniera 1452: Léonard de Vinci - injeniera, mp ...

                                               

Aratra

Ny aratra dia vokatry ny fisiana sy fihetsehanny elekitrôna aminny toerana na zavatra iray. Ny aratra no mahatonga ny varatra, kianjanaratra, sy ny herinaratra fampiasa andavanandro aminny fitaovana toy ny jiro, radiô, milina fikajiana, sy sisa tsy voatanisa. Ny tondronny aratra dia nanomboka fantatra taminny taonjato faha 17, ny fifehezana ny aratra dia nafahana nanombohana ny revôlisiôna ara-taozava-baventy faharoa taminny taonjato faha 19. Ankehitriny, hita na aiza na aiza ny aratra eny aminny firenena mandroso: avy aminny loharanon-angôvo, ny aratra aminizao tontolo izao dia angôvo amp ...

                                               

Fetrani Chandrasekhar

Ny fetran’i Chandrasekhar na koa lanjan’i Chandrasekhar dia lanja farafahabetsaky ny kintana sahozanina fotsy. Mitondra ny anaran’i astrôfizisianina Subrahmanyan Chandasekhar ny ilay fetra satria izy no nanatsara ny fikajiana izany tamin’izy mbola sivy ambin’ny folo taona. Tsy noraharahian’ny fikambanan’ny siantifika izany fetra izany satria mety hametra ny fisian’ny lavaka mainty ilay izy, zavatra izay noheverina fa tsy afaka mitranga tamin’izany fotoana izany. Ny sahozanina fotsy, dia mitohitra amin’ny firodanana ara-tsintona amin’ny alalan’ny tsindry avy amin’ny fanerena tsy hita mason’ ...

                                               

Galileo Galilei

I Galileo Galilei teraka taminny 15 Febraory 1564 tany Pisa, ary maty ny 4 Janoary 1642 tany Firenze dia dokotera ary mpahay hainkintana, fiziky ary filôzôfy italiana izay nalaza taminny teôria navoakany mikasika ny fisianny Masoandro eo afovoanIzao Tontolo Izao ary ny fihodinanny Tany manodidinny Masoandro. Ny vokatriazany teôria izany - izay manova lalina ny fomba fijery ekenny Fiangonana Katôlika taminizany fotoana izany - dia antsoana revôlisiôna kopernisiana.

                                               

Perseus (mpitsikilo)

Perseus no anaranny kaody anny mpitsikilo atomika sovietika hypothètique izay, raha tena izy, dia mety nanitsakitsaka ny filaminam-pirenena amerikana taminny fidirana an-tsokosoko tao aminny Laboratoara Los Alamos National nandritra ny fampandrosoana ny Tetikasa Manhattan, ary vokatrizany dia mety ho fitaovana lehibe ho anny Sovietika tao aminny fampandrosoana ny fitaovam-piadiana niokleary. Eo aminireo mpikaroka momba anio lohahevitra io dia misy ny marimaritra iraisana fa tsy nisy velively i Perseus ary namorona faharanitan-tsaina sovietika mihitsy.

                                               

Rianaratra

Ny rianaratra dia fivoizan’ny lanjan-kerinaratra, anaty zavatra mampita aratra. Ny hery elektrômanetika no manery ireo fivoizana ireo izay foton’ny aratra. a) Ireo karazan-jaka mampita aratra Ny vainga metaly, na madio na mifangaro no fantatra fa mpampita aratra. Ny volafotsy no metaly fatra-mpampita aratra avo lenta indrindra. Ny varahina no metaly ampiasaina anaovana tady elektrika ary ny aliominiôma kosa ho anny tamba-tady elektrika, noho ny hatsàranny fampitàna aratra azo aminireo,ary koa noho ny vidinireo metaly ireo.Anatin ireny solosaina avo lenta ireny dia ampisaina ny volamena. Mi ...

Mpahay fizika
                                               

Mpahay fizika

Ny mpahay fizika dia manam-pahaizana mandinika momba ny taranja fizika, izany hoe ilay siansa mikaroka ireo singa fototra ao aminny tontolo tsapa sy ny hery mampifandray azy ireo.

Fahazavana
                                               

Fahazavana

Misy dikany maro ka jereo ny fehezanteny mety aminao. Ny fahazavana dia anjanandrianaratra hitanny maso. Ny anjanandrianaratra ampiasaina aminny radiô izany dia fahazavana tsy hita maso. Ho anny tia fizika dia jereo koa Electromagnetic_spectrum

Pierre Curie
                                               

Pierre Curie

Pierre Curie dia mpahay fizika mizaka ny zom-pireneni Frantsa teraka ny 15 Mey 1859 tao Paris ary maty ny 19 Aprily 1906 tao Paris. Loka Nobel ao 1903.

Anjanandrianaratra
                                               

Anjanandrianaratra

Ny Anjanandrianaratra dia ny hery fikambananny elekitrika sy ny andriamby eo aminny tontolo. Aminizao fotoana izao efa maro ny fampiasana ny Anjanandrianaratra toy ny fapitana feo sy sary mihoatra ny iray kilometatra.

                                               

Fanaratana

Ny fanaratana dia fanasiana angovonaratra ana zavatra iray. Misy ny atao hoe fanaratana aminny alalanny fampitana izay fanaratan-javatra aminny alalanny tselatra; ny fanaratana aminny alalanny sovoka, na ny fanaratana aminny alalanny fikosehana.

                                               

Fifanaraham-peo

Misy dikany maro ka izay fehezanteny mety no jereo. Ny fifanaraham-peo dia ny fanovana matetika ny antso mba hahafany hitondra hafatra maro aminny alalanny onja.

Hatetika
                                               

Hatetika

Ny hatetika dia ny isa avy aminny fandrefesana ny fiverimberenanny zavatra iray ao anatinny fotoana nomena. Ny venti-refy dia hertz na Hz. 1Hz izany dia midika hoe miverina indray mandeha ny zavatra ao anatinny 1 sekondra 1sec, 2Hz izany indroa, sns. Aminny mozika na fahasalamana dia fampiasa aminny tempo ny BPM Beats Per Minute.

Hazavana
                                               

Hazavana

Ny hazavana dia ny singanny taratra elektrômanetika izay hitanny masonny olombelona. Ny hazavana dia manana halavanalona 380 na 400 nm hatraminny 760 - 780 nm, izany hoe ny hazavana araka ny voalaza tetsy aloha dia manana hatetika 405 THz hatraminny 790 THz.

Mangabangabaka
                                               

Mangabangabaka

Ny mangabangabaka dia hadiry izay tsy misy zavatra, na etona, na ranoka, na vainga. Noho ny tsi-fisianny etona, ny tsindry araketona dia manakaiky ny aotra. Ny mangabangabaka tanteraka dia hadiry izay tsy isiana zavatra na inona na inona ao anatiny.

Tselatra
                                               

Tselatra

Ny tselatra dia ny fianjeran ny elektrôna entin ny orana sy rivotra avy amin ny rahona eto an-tany. Ny vy maranitra amin ny tafon-trano no fianjerany. Raha tsy misy ny fandri-baratra dia mety ny olona, biby na hazo no ianjerany ka maty na may ilay voan ny loza. Ny tselatra dia miara-hita amin ny varatra.

Varatra
                                               

Varatra

Ny varatra dia ny feo vokatry ny fipoakan ny rivotra mifandona ary tsy fihaonan ireo no manome ilay tselatra. Mitovy ny fotoana ipoahan ny varatra sy isehoan ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian ny hafainganam-pandehan ny feo sy ny hazavana dia ny tselatra aloha no hita voalohany avy eo ny varatra no heno. Raha tena akaikin ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny tselatra sy ny varatra.

Zaka
                                               

Zaka

Ny zaka dia zavatra mandahatra ny zava-drehetra. Ny satanny zaka tena hita matetika dia ny vaingana, ny ranoka, ny etona ary ny plasma. Miparitaka eraky ny habakabaka ny zaka ary manana lanja. Ao aminny taranjanny fizika, zaka avokoa izay manan-danja.