Back

ⓘ Jeografia




                                               

Jeôgrafia

I Ôseania dia fitambarani Aostralia sy ny nosy anarivony maro manodidina ao aminny faritra atsimonny ranomasimbe Pasifika. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kontinentani Ôseania. Ny 90% nizay dia Aostralia. Izy no kontinenta kely indrindra eto an-tany.

                                               

Laharam-pehintany

Ny laharam-pehintany na laharam-pehy dia fangitra ara-jeografia manome ny fahavaratana na ny fahatsimoana eo aminny velaranny tany, fajiry na velarana mitelorefy. Ny laharam-pehintany faha-0 dia ny fehibe ary ny laharam-pehintany faha-90 dia ny Tendrontany Avaratra na atsimo. Miaraka ampiasaina aminny laharan-jara hasina ny laharam-pehintany hahafantarana tsaratsara kokoa ny misy ny toerana iray eo aminny Tany. Tsy ny Tany ihany no ampiasana ny laharam-pehy na zana-pehy fa ny Volana sy ny planeta na fajiry ary ny bolan-danitra koa.

                                               

Italia (faritra ara-jeografia)

I Italia dia faritra ara-jeografia ao Eorôpa Atsimo izay manana velarana 324 000 km 2, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra Alpa ao avaratra andrefana sy ao avaratra, ary ny Ranomasina Mediteranea no manodidina ny sisa rehetra. Mifanandrify aminny taninireto firenena sy fanjakana ireto ny faritra ara-jeografiani Italia: i Italia, i San Marino, i Vatikàna, i Mônakô, i Malta. Manampy azy ireo ny ampahanny kôntinenta ao avaratra sy ny ampahany aminny saikanosy ao afovoany ary ny faritra misy nosy ao atsimo sy ao andrefana. Eo anelanelanny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Balkanika no misy a ...

                                               

Isam-ponina

Ny isanny mponina dia ny fitambaranny isanny olona Miaina ao aminny faritany iray. Mahazo alalana ofisialy miaina eo aminny faritany iray. Ny olana mahakasika ny isanny mponina dia dinihanny demografia na siansa mahakasika ny mponina. Dinihana aminny sôsiôlojia, aminny ekonomia ary aminny jeografia ny fihetsiky ny olombelona. Matetika ampiasaina aminny marketing ny tahirin-kevitra demografika. Taminny 2006, ny fiitatry ny isanny mponina erakizao tontolo izao dia 1.14% monja.

                                               

Ganà

Ny Ganà na Repoblikani Ganà dia firenena any Afrika andrefana ao aminny faritry ny Helodranoni Ginea. Ny firenena manodidina azy dia Kôtidivoara any andrefana, i Borkina Fasô any avaratra ary ny Tôgô any atsinanana. Ny renivohiny dia ny tanàni Accra ary Ganeana no anaranny mponina ao aminy. Firenena mpikambana ao amini CEDEAO i Ganà. Ny teny ofisialy dia fiteny anglisy, ny teny ampiasainny be sy ny maro dia ny fiteny twi ary ny sandam-bola dia ny cédi. Tsy misy fifandraisana ara-jeografia na ara-tantara aminny Empirani Gana i Ganà ankehitriny. I Ganà ankehitriny, Côte-de-lOr taloha, dia no ...

                                               

Amerika

I Amerika dia anisanny kaontinenta dimy, ny ranomasina mamaritra azy dia ny ranomasimbe Pasifika any andrefany, ny ranomasimbe Atlantika any atsinanany, ny ranomasimbe Arktika any avarany ary ny ranomasimbe Atsimo any atsimony. Ny faritany tena misongadina dia i Amerika Avaratra sy i Amerika Atsimo. Ireo faritra roa ireo dia voasaraky ny andilan-tanini Panama. Aminny lafiny ara-jeografia, ny velarantaniny dia 42 tapitrisa km 2 ary ny isanny mponina dia 930 tapitrisa eo ho eo araka ny fanakekezana natao taminny taona 2009.

                                               

Fianakaviam-piteny

Ny fianakaviam-piteny dia vondrom-piteny iray fiaviana izay nivoatra tamin ny alalan ny fampitan ny taranaka mifandimbin ny mpiteny azy avy amin ny razam-piteny iraisana. Ny hoe fianakaviam-piteny dia andian-teny ampitahana ny fivoaran ny fiteny amin ny fivoaranny zava-manana aina, araka ny modelin ny fitaranahana. Ny fananganana izany fihavananan ny fiteny izany no ivon ny fikarohan ny haiteny ara-tantara. Ny ankamaroan ny fiteny eto amin izao tontolo izao dia azo avondrona anaty fianakaviam-piteny. Araka ny fampitahana azy ireo amin ny hazo dia atao hoe sampam-piteny ny vokatry ny fizarà ...

                                               

Alemaina

Ny Alemaina na Repoblika federalini Alemaina aminny fampiasana ofisialy, dia firenena ny Eoropa andrefana. Manana amorontsiraka aminny Ranomasina Avaratra ny Alemaina, mizara sisin-tany amini Danmarka, Polonia, Repoblika Tseky, Nederlandy, ny Belzika, Loksemborga, Frantsa, Soisa, ary Aotrisy. Ny alemaina dia repoblika federaly, misy faritra 16 any Bundesländer na oficial Länder aminny fiteny Alemana. Taminny andro taloha, ny Alemaina tahaka ny fantantsika aminizao fotoana izao dia printsipaotia miisa mahery ny telonjato mizaka tena avokoa. Tao aminny Empira Jermanika Masina ny Alemaina tam ...

                                               

Azia

I Azia na Asia dia kontinenta izay ahitana firenena miisa 46, izay voafaritry ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny andilan-dranomasini Bering sy ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana, ny Ranomasimbe Indiana ao atsimo, ary ny Ranomasina Mena sy ny Ranomasina Mediteranea ao atsimo-atsinanana. Ny sisiny manasaraka ani Azia sy Eorôpa dia nifanarahana fa ny tendrombohitra Oraly. Raha heverina ho kontinenta iray i Azia sy i Eorôpa noho izy ireo tany mitohy dia antsoina hoe Eorazia. Manana velarana 43 810 582 km 2 i Azia ka izy no be velarana indrindra aminny kontinenta rehetra. Izy koa no be m ...

                                               

Eorôpa

I Eorôpa dia kontinenta hita manontolo ao aminny ila-bolantany avaratra sady manana ny ampahany be aminny taniny ao aminny ila-bolantany atsinanana, izay voafaritry ny kontinentani Azia avy ao atsinanana, ny Ranomasina Mediteranea avy ao atsimo, ny Ranomasimbe Atlantika sy ny Ranomasini Norvezy avy ao andrefana, ary ny Ranomasimbe Arktika avy ao avaratra i Eorôpa. Matetika dia zaraina ho faritra efatra i Eorôpa ka ahitana ani Eorôpa Avaratra, i Eorôpa Andrefana, i Eorôpa Afovoany, i Eorôpa Atsinanana ary i Eorôpa Atsimo. I Eoropa dia tenenina matetika fa anisanny kontinenta enina misy eto ...

                                               

Faritany

Ny faritany dia fitambaranny tanàna na toerana maromaro ao anatinny firenena iray, voatsinjara araka ny toetra ifandraisanizy ireo, toy ny toetrandro, ny vokatry ny fambolena, ny fomban-drazana ary ny fiteny.

                                               

Etazonia

Ny Etazonia dia firenena any Amerika Avaratra izay mizara ho faritra mizakatena dimampolo, distrika federaly iray ary, faritra ivelany 14. Ny firenena Kanada no manamorona azy ao avaratra, Meksika kosa avy atsy atsimo. Ny ranomasina Atlantika sy Pasifika no sisin-taniny atsinanana sy andrefana. Ny faritra iray izay atao hoe Alaska dia any avaratri Kanada no misy azy ary ny andiannosy Hawaii dia any aminny ranomasina Pasifika. 9.7 tapitrisa kilaometatra toradroa ny fivelarantany misy azy, ary faha-efatra eran-tany izy aminny fivelaran-tany sy ny isanny mponina monina ao aminy. Izy no firene ...

                                               

India

I India dia firenena ao Azia Atsimo, i New Delhi no renivohiny ary i Bombay no tana-dehibe be mponina indrindra ao. Ny anaram-pirenena hoe India dia avy amin ny fiteny persana hoe Sindhu, anarana persana amin ny fiteny sanskrity, ny renirano Indus. Ny anarana ofisialy dia mampiasa ny teny Bharat mpanjaka hindoa niaina taona taloha. Ny anarany fahatelo: Hindustan tanin ny Hindoa amin ny fiteny persana, dia niasa tamin ny taonanny Empira Môgôly, ilay teny Hindusta n dia tsy ofisialy intsony ankehitriny fa ampiasaina matetika rehefa manonona an i India. I India ny firenena be olona indrindra ...

                                               

Lakandranoni Môzambika

Any avaratra, eo anelanelani Madagasikarasy ny kontinenta afrikana no misy ny tamba-nosy Kômôro. Ao ihany koa ireo nosy kely - ankoatra ny nosy Tromelin izay mitokana any aminny Ranomasimbe Indiana - izay eo ambany fiadidiani Frantsa ka antsoina hoe "Nosy miparitaka": ny nosy Glorieuses, Juan de Nova, Europa ary Bassas da India.

                                               

Lakandranoni Suez

Ny lakandranoni Suez dia lakandrano any Ejipta, eo anelanelanny Ranomasina Mena sy ny Ranomasina Mediteranea. 190.25 km ny halavany, 280-345 m ny ampohiny, ary 22.50 m ny halaliny. Miampita ny ismani Suez izy, avy any Port-Saïd eo aminny Ranomasina Mediteranea, hatrany aminny tanànanny Suez eo aminny Ranomasina Mena. Ahafahanireo ranomasina roa ireo mifandray izany. Nanomboka taminny 1859 ilay tetikasa fangadiana azy, ary tapitra taminny 1869 izany. Ny diplômata sy injeniera frantsay Ferdinand de Lesseps no nitondra ilay tetikasa. Io lakandrano io dia ahafahanny sambo avy ao Eoropa makany ...

                                               

Nosini Kiprosy

Ilay Nosini Kiprosy dia nosy ao anatinny Mediteranea atsinanana, izy dia eo akaikinny Siria sy eo antsimo ny Anatolia. Mpikambana aminny Vondrona Eoropeanina ilay silaka antsimonilay nosy. Misy mponina 1.300.000 no miaina ao. Ny Grika no tena betsaka indrindra ao anatini Kiprosy iray mantolo, misy koa moa olona Britanika mipetraka ao anatinny base militaire, ary ireo bazy miaramila ireo dia ambanny fitondranny Nosy Britanika. Ilay silaka avaratra dia efa nahazo fahaleovantena taminny taona 1974. Taminio no nisy Kiprosy anaky roa, ary voasaraka izy ireo aminilay "tsipika Attila". Misy ny Re ...

                                               

Nôrvezy

I Norvezy dia firenena any Eorôpa Avaratra, ao amin ny lafiny andrefan ny saikanosy skandinava, miray sisintany amin i Finlandy sy Soeda. Firenena tsy dia be mponina izy saingy isan ny tany manan-karena, noho izy mamokatra solitany. I Oslo no renivohiny ary ny fiteny nôrveziana no fiteny ofisialy ampiasaina any aminy. I Nôrvezy dia fanjakana enti-mpanjaka, Harald V no manjaka ao, ary mbola eo ambany fiandrianany ireo nosy kely toa ny nosy Jan Mayen, ny nosy Pierre Ier, ny nosy Bouvet, ary ny fitambaran ireo nosy kelin i Svalbard.

                                               

Ranomasimbe Indiana

Ny Ranomasimbe Indiana dia nantsoina hoe Ranomasimbe Atsinanana na Ranomasini India taloha. Manana velarana 75.000.000 km² izy ary voafaritri India, Pakistan sy Iran any avaratra ; Birmania, Tailandia, Malezia, Indonesia ary Aostralia any atsinanana ; ny Ranomasimbe Antarktika any atsimo ary Afrika sy ny Saikanosy Arabo any andrefana.

                                               

Ranomasina

Ny ranomasina dia velaran-drano midadasika, manodidina kôntinenta amin ny ankapobeny, ary mahasarona faritra lehibe dia lehibe amin ny velaran ny tany manontolo.

                                               

Renirano

Ny renirano dia lakandrano voajanahary nohadian ny ranomamy. Ny toerana ipoiran ny renirano dia atao hoe loharano ary ny toerana anariany ny ranony dia atao hoe vavarano. Ny vavarano dia mety ranomasina na farihy.

                                               

Repoblika Tiorka ani Kiprosy

I Kiprosy Avaratra na Repoblika Torkani Kiprosy Avaratra dia fanjakana izay tsy misy manaiky afa-tsy i Torkia, ao aminny tapany avaratra atsinananny nosy Kiprosy. Nanambara ny fahaleovantenany izy taminny 15 Novambra 1983, sivy taona taorianny fidirana antsehatry ny tafika torka tao aminny tapany avaratry ny nosy taminny taona 1974, hanoherana ny fikasana hanakambana io nosy io amini Gresy nataonny vondrona manamboninahitra mpanongam-panjakana tao aminny mpisahana ny fiambenana ny firenena kiprioty, izay avy nanongana ny filoha Mikhaíl Makarios taminny taona 1974. Atao hoe Kuzey Kıbrıs Tür ...

                                               

Repoblikani Kiprôsy

Ny Repoblikani Kiprôsy na Repoblikani Kipra dia firenena mpikambana aminny Vondrona Eoropeanina arỳ antsinanananny Ranomasina Mediteranea. Taminny taona 1974, ny tapany avaratranilay nosy eo ivelanny tsipika maintso, lasani Torkia sy atony hoe anazy. Lasa Repoblika hafa io ambanny anarana Repoblika Torkani Kipra Avaratra. Niditra tao anatin ny faritra Euro i Kipra taminny 1 Janoary 2008

                                               

Tanimaty

Ny tanimaty dia midika toerana na velarana tsy mamoka-javatra, noho ny taniny tsy afaka ambolena voninkazo, na noho ny hakely ny ranonorana. Ny tanimaty dia fantatra aminny endriny tsy misy zavamaniry firy aminny velarana lehibe. Ny tanimaty dia any ivelanny toerana ipetrahana sy ambolenny olombelona.

                                               

Tendrotany

Ny tendrontany atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin ny Tany. Ao amin ny kôntinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan ny laharan-jara hasina rehetra any atsimo indrindra.

                                               

Trôpikanny Adijady

Ny Trôpikanny Adijady na Trôpika Atsimo na Adijady na zana-pehintany Adijady dia anisanny fehintany dimy aseho aminny saritany. Ny laharam-pehitaniny dia 23° 26′ 22″ S aminny ila-bolantany atsimo izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany, Eo aminio zana-pehintany Adijady io no ahitana aminny faritra atsimo indrindra aminny ila-bolantany atsimo ny masoandro eo an-tampon-doha, aminny fotoana mahalava indrindra ny andro mitaha aminny alina, isaky ny 21 Desambra. Ny faribolana efatra hafa dia ny zana-pehintany Asorotany hita any aminny ila-bolantany avaratra, ny fehiben-tany, ny fehin-ten ...

                                               

Vondrona Eorôpeana

Vondrona iraisanny governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina. Misy firenena 27 ao anatiny. Voaforona taminny 7 febroary 1992 izy, taminny nahasoniavanny firenena eorôpeanina 12 ny dinani Maastricht, efa mpikambana tao aminny CEE na EEC. 30.82%nny PIB eto an-tany dia any Eorôpa no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatinny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy firenena mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro €

                                               

Ôseania

I Ôseania dia kôntinenta izay fitambaran i Aostralia sy ny nosy anarivony maro manodidina ao amin ny faritra atsimon ny ranomasimbe Pasifika. Ahitana firenena miisa 14 ny ao Ôseania. Hita ao i Aostralia, i Zelanda Vaovao, i Papoazia, i Ginea Vaovao, Tasmania, i Melanezia, i Mikrônezia, i Pôlinezia, i Haoay. Ny nosy sy ny tamba-nosy sasany dia mifanalavitra dia mifanalavitra. Manana velarana 8 523 655 km2 eo ny kôntinentan i Ôseania. Ny 90 %n izay dia i Aostralia. Izy no kôntinenta kely indrindra eto an-tany. Melanezia . Mikrônesia Indônezia Tasmania Pôlinezia Aostralia Zelanda Vaovao

Normandia
                                               

Normandia

I Normandia dia faritra ara-jeografia sy ara-kolontsaina any Frantsa, ao avaratra andrefani Frantsa, faritanny ranomasina Manche. Ankehitriny dia mahafaoka nandrify aminny fari-piadidianny Basse-Normandie sy i Haute-Normandia.

Fangitra ara-jeografia
                                               

Fangitra ara-jeografia

Ny fangitra ara-jeografia dia ny fangitra amantarana ny teboka eto aminny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa misy ny toerana iray, ka miisa telo ireo fangitra ireo, dia ny laharam-pehy sy ny laharan-jara hasina ary ny haavon-toerana. Matetika dia ampy ny roa voalohany hamantarana ny misy ny toerana iray eto amboninny Tany, izay mety ho tanàna na faritra na zavatra hafa.

Mponina
                                               

Mponina

Aminny lafinny statistika, ny mponina dia vahoaka na olona miaina ao aminny toerana iray voafaritra. Ny isam-ponina dia isanny olona misy ao aminny faritra iray taminny fotoana iray. Ny demografia dia ny fandinihana ara-tstatistikanny isam-ponina. Ny fihetsiky ny mponina dia dinihana aminny atao hoe siansa ara-tsosialy, aminny toe-karena ary aminny jeografia, jeografianny mponina marimarina kokoa. Ny fandinihana ny mponina dia voazakanny lalànny vina.

                                               

Libàna Atsimo

I Libàna Atsimo na Libanona Atsimo dia faritra ara-jeografia ao Libàna izay mivelatra hatrany aminny sisin-tany israeliana any atsimo ka hatrany aminny renirano Awali ao avaratra sy fefenny sisintany siriana avy ao atsinanana. Raha ara-panjakana izany rehetra izany dia ahitana governorata libaney roa: ny governoratanny Atsimo sy ny governoratani Nabatiyeh.

Laharan-jara hasina
                                               

Laharan-jara hasina

Ny laharan-jara hasina dia fangitra ara-jeografia maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana aminny teboka aminny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika aneritreritra mampitohyny tendro atsimo sy ny tendro avaratra ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto aminny Tany dia ny ani Greenwich.

                                               

Ambatoharanana (Anosibe Anala)

Ambatoharanana dia tanàna sy kaominina any Madagasikara ao aminny Faritra Alaotra-Mangoro, distrikani Anosibe Anala ao aminny faritani Toamasina.

Anosibe Anala
                                               

Anosibe Anala

Anosibe Anala dia tanàna sy kaominina any Madagasikara ao aminny Faritra Alaotra-Mangoro, distrikani Anosibe Anala ao aminny faritani Toamasina.

Asaoro
                                               

Asaoro

Ny Asaoro dia tamba-nosy portogey 1 500km mianadrefana avy ao Lisboa, ary 3 900km mianatsinanana avy aminny amorontsiraka ny Amerika Avatra. Faritany mizaka tena amini Portogaly ny tambanosini Asaoro.

Hefaka
                                               

Hefaka

De l’importance des liens géographie physique/géographie humaine pour comprendre les risques de submersion des deltas surpeuplés article de ce numéro par Sylvie Fanchette, géographe à lInstitut de recherche pour le développement Menaces sur les deltas numéro 121 de la revue Hérodote

Nosy
                                               

Nosy

Ny nosy dia tany kely na antonontonony hodidinin-drano tanteraka. Mety ho ranomasina na farihy na rano mandeha io rano manodidina azy io ary mety maharitra izany fisianny rano manodidina izany na tsia. Raha maromaro mifanakaiky sy mifaneritery izy dia atao hoe tamba-nosy.