Back

ⓘ Matematika




                                               

Matematika

Ny Matematika dia valanny fahaizana teôrika, aminny alalanny fizohian-kevitra lojika amina volavola toy ny isa, ny sary, ny rafitra ary ny fanovana.

                                               

Ampaha (matematika)

Ny ampaha dia izay azo avy aminny fizarana. Aminny matematika ny ampaha dia ilazana ny isa azo avy amina fizarana mitovy ka ny isa zaraina dia antsoina hoe mpanisa ny isanny mpizara dia antsoina hoe mpanondro Tsipika marindrano antsoina hoe tsipiky ny ampaha no manelanelana ireo isa roa ireo, ka ny mpanisa dia eo ambony ary ny mpanondro no eo ambany. Ohatra, ny folo ampahadiminy dia soratana hoe 10 5 {\displaystyle {\tfrac {10}{5}}} ka 10 no mpanisa ary 5 no mpanondro. Ary 10 5 {\displaystyle {\tfrac {10}{5}}} mira 2 satria 5 × 2 = 10 Rehefa samy tsimivaky ny mpanisa sy ny mpanondro ary ts ...

                                               

Aritmetika

Ny aritmetika dia sampanny matematika misy ny teôrianny isa mampiasa ny fomba fanaonny jeometria aljebrika sy ny teôrianny vondrona. Aminny ankapobeny, ny aritmetika dia voatonona ho "siansanny isa". Ny fihavianny teny aritmetika dia avy aminny teny grika "αριθμός" misika "isa". Ny aritmetika atao hoe tsotra dia ny fifanampiana, ny fizarana, ny fampitomboana ary ny fanalana.

                                               

Isa haro

Ny isa haro, aminny matematika, dia isa fantatra anelanelanny isa voatsapa sy ny isa tsy voatsapa. Azo soratana a + b.i izy, ao aminio kajy io, isa voatsapa a sy b, ary i ny isa tsy voatsapa aminny toetrany i 2 = -1.

                                               

Maromiantoana

Aminny matematika, ny maromiantona dia fitambarana lanjanisa tsimiova ary miova voatoraka, izay mampiasa ny fifanampiana, fifanalana, fifampitomboana na fanainga. Azo soratana ho fitambaranny tokamiantoana ireo maromiantoana araky ny fanoratana manaraka: ∑ i = 0 n a i x i {\displaystyle \sum _{i=0}^{n}a_{i}x^{i}} Mitovy aminny voasoratra eo ambany io fitambarana eo ambony io: a n x n + a n − 1 x n − 1 + ⋯ + a 1 x + a 0 {\displaystyle a_{n}x^{n}+a_{n-1}x^{n-1}+\dots +a_{1}x+a_{0}} Ny lefa maromiantoana dia lefa izay azo faritana aminny alalanny maromiantoana. Ampiasaina aminny taranja mronn ...

                                               

Tana

Ny tana dia ny tsipika avy eo afovoanny faribolana mankany aminny hodidiny. Araka izany, ny tananny bola dia ny tsipika avy eo aminny afovoanilay bola mankany aminny velarany. Ny fifandrasana ara-drefinny tanam-paribolana aminny hodidiny dia: r = c 2 π {\displaystyle r={\frac {c}{2\pi }}} Ny tsimiova π {\displaystyle \pi } dia 3.14159 eo ho eo.

Vory (matematika)
                                               

Vory (matematika)

Ny vory dia ny fikambananny vondrona iray miaraka amina lalam-panorenana anatiny afaka mampiombona, manana singa moana ary ny singa rehetra ao anatinilay vondrona dia manana singa mamotitra tokana arakilay lalana. Ny vory dia anisanireo rafitra alijebrika aminny matematika ary maro ireo vondrona fahita mahazatra no mahafeno ny fepetra maha-vory rehefa miaraka aminny lalam-panorenana sahaza. Ohatra ny vondronny isa tsimivaky miaraka aminny fifanampiana Z {\displaystyle \mathbb {Z} },+ dia vory.

Jeometria
                                               

Jeometria

Ny jeometria dia sampanny matematika mandinika ny endrika anaty habaka manana "dimension" telo ary, hatry ny taonjato faha 18, ny endriky ny habaka hafa. Nivadika ho sampanny matematika mizakatena ny fomba fandinihana ny endriky ny habaka toy topolojia na ny jeometria aljebrika.

                                               

Kajy

Aminny lafinny marika na matematika, ny kajy dia valanasa atao aminny hangeza. Aminny alalanny kajy no ahafahanny isa miovaova. Misy ny kajy tsotra toy ny miampy na ny manala ny mampitombo ary ny mampizara. Taminny andronny Ntaolo dia efa nisy ny kajy, ary asa tananny mponina taminizany fotoana izany tao Afrika no nahahitana izany: os dIshango ".

Tsiefa
                                               

Tsiefa

Ny tsiefa dia habetsaka tsy misy fetra na tsy misy fifaranana aminny matematika na aminny fizika. Samy manana ny heviny mikasika ny tsiefa ny olombelona. Aminny matematika, heverina fa isa lehibe ny tsiefa i.e. raha mandrefy izy na manisa: "isa miditra tsiefa" kanefa karazanisa samihafa aminny isa voatsapa. Aminny filôzôfia, ny tsiefa dia zavatra tsy mifarana.

Isa miiba
                                               

Isa miiba

Ny isa miiba dia izay isa latsaky ny aotra. Ny isa miiba dia isa toy ny −3, −100, sns. Ao aminny isa miiba dia ahitana ireo isa voasaina miiba, ireo isa tsy voasaina miiba ary ireo isa voatsapa miiba. Azo atao ny mihevitra ny isa miiba ho fanitaranny isa miabo.

Isa nanahary
                                               

Isa nanahary

Ny isa nanahary na isa tsimivaky nanahary dia ireo isa ampiasaina aminny fanisana andavanandro miaraka aminny isa aotra: 0.1.2.3,…. Ny isa nanahary tsy ahitana miiba na ampaha na tafolo na faka.

Isa tsimivaky
                                               

Isa tsimivaky

Ireo isa tsimivaky dia fikambananireo isa nanahary 0.1.2.3,… sy ireo isa miiba azo avy aminireo isa nanahary ireo 0, -1, -2, -3,… Ny isa aotra ihany no sady miabo no miiba. Ny isa tsimivaky dia miavaka aminireo isa mampiasa ampaha na tafolo na faka. -3 sy 73809200037990 sy -255 ary 2012 dia samy isa tsimivaky. ½ sy 3.14 ary 2 {\displaystyle {\sqrt {2}}} dia tsy anisanny isa tsimivaky.