Back

ⓘ Siansa ara-tsosialy




                                               

Siansa ara-tsosialy

Ny siansan olombelona sy ny siansa ara-tsosialy na siansa ara-piara-monina dia vondron-taranja siantifika mandinika ny toetra sosialy sy ny zava-misy aminny olona. Ampififanohirana aminny siansa natoraly sy ny siansa marina ny siansa sosialy. Ny taranja voasokajy aminny siansa ara-tsosialy dia ny tantara sy ny filôzôfia Araka ny dika notsorina avy aminny rakibolana, ny siansan olombelona dia mandinika ny kolontsainny olomebola, ny tantarany, ny zava-bitany, ny fomba fiainany sy ny toetra ny tsirairay sy sosialy, kanefa ny siansa ara-tsosialy dia mandinika ny fiara-moninny olombelona, entit ...

                                               

Tantara

Ny Tantara dia fandinihana ny zava-mitranga, ny zava-bita ary ny zavatra mikasika azy. Ny tantara dia zavatra tantaraina, izy io dia fitaratry ny zava-mitranga efa lasa, ary ny olona mandinika sy mitantara io zavatra io dia lazaina hoe mpahay tantarata.

                                               

Injenieria

Ny injerineria dia ny fampiharana ny fahaizana siantifika, ara-toekarena ary ara-tsosialy aminny famoronana, fanamboarana, fikojakojana ary aminny fanatsarana ny rafitra ary ny fitaovana.

                                               

Pew Research Center

Ny Pew Research Center dia ivontoeram-pikarohana amerikana manome antontanisa sy vaovao ara-tsosialy. Ao Washington no misy ny foiben-toerany ary ny Pew Charitable Trusts no mamatsy vola ny asa ataony. Ny Pew Research Center dia fantatra noho ireo antontanisa omeny momba ny zava-misy ara-pivavahana maneran-tany.

                                               

Fanalan-jaza

Amin’ny biby mampinono, ny fanalan-jaza dia ny fifaranana ny fitondram-bohoka alohan’ny fiterahan’ny zazakely. Afaka tonga ho azy ny fanalan-jaza, matetia noho ny zavatra tsy nety tao amin’ny fitondrana vohoka. Rehefa itranga izany, dia atao hoe afa-jaza. Ny olombelona dia afaka mamarana ihany koa ny fitondrana vohoka alohan’ny fiterahana. Ny firenena dia samy manana ny lalàny mikasika ny fanalan-jaza. Rehefa tsy azo atao ny fanalan-jaza dia maro ireo faninganana izay ahafahana manao izany: firaisana amin’olom-pady, fanolanana, kilema amin’ny zaza hoteraka na fitondram-bohoka mety hampidi- ...

                                               

Fanambarana Iraisam-pirenena mombanny ZonOlombelona

Ny 10 desembra 1948 no nolaniana sy nampahafantarinny Fivoriambenny Firenena Mikambana ny Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny zonolombelona. Taorianizany vaninandro manan-tantara izany dia nangataka taminireo firenena mpikambana rehetra ny Fivoriambe mba hampiely ity Fanambarana Iraisam-pirenena momba ny Zonolombelona" ity - Hizara sy hanao azy ho peta-drindrina, hahafahanny tsirairay mamaky sy mandalina ny ventin-kevitra voafono ao anatiny, indrindra any an-tsekoly sy ireo toeram-pampinarana hafa. Ka tsy hanavahana izay sata politika ijoroanny firenena ny fanaovana izany.