Back

ⓘ Mpanao sary sikotra malagasy




                                               

Jonny rafa

Jonny rafa na Andriamanankoavy Jonny dia nianatra momba ny sokitra tao aminny École Nationale Supérieure des Beaux-Arts ao Paris. Fa hoy i Jonny rafa raha manazava momba ny asany izy: "Voalohany aloha dia ny Art no enti-mikolokolo sy mampiroborobo ny Tadidy Iombonanny malagasy. Adidy izany enti-manaja ny niaviana. Dia mitady izay tokony hotahirizina aminizany, ary mampita, mandika azy. Eto no ampitoviako ny asako aminny anireo etnaolaogy. Ny andraikiny dia ny "mampiseho ny miafiana" anivonny kolontsaina sy ny fomba amam-panao andavanandronny mponina iray. Ary satria efa malalaka ny fivelar ...